Zaza mosary te hihinagna
Pilo kely : Zaza mosary te hihinagna, voiture éléctrique téléguidée ndraiky vidianao ninazy.
Bonne nuit e.
Patrick
21 février : Journée internationale des guides touristiques
21 février : Journée internationale des guides touristiques.
21 février : Journée Internationale de la langue maternelle
21 février : Journée Internationale de la langue maternelle.
Jirama : Iza no mahazo tombotsoa amin'ny fanafoanana ny Tarif Optima
Nandritra ny fotoana maharitra ny Jirama dia nanao kajy hampitoviana ny vidin'ny herinaratra aloan'ny mpanjifa ny Jirama, raha nosokajiana :
Sokajy 1 na Zone 1 : Ireo mpanjifa herinaratra vokarina avy amin'ny rano (Energie Hydraulique), na irony barazy irony
Ivotoerana 21 no voakasik'izay ;
Sokajy 2 na Zone 2 : Ireo mpanjifa herinaratra vokarina avy amin'ny solika mavesatra (Fuel)
Ivotoerana 02 no voakasik'izay ;
Sokajy 3 na Zone 3 : Ireo mpanjifa herinaratra vokarina avy amin'ny Gazoala (Gazole)
Ivotoerana 92 no voakasik'izay.
Raha ny taona 2018, dia 370ar/KWh ny aloan'ny olon-tsotra aty amin'ny Sokajy 1 na Zone 1, raha toa avo roa heny mahery 737ar/KWh ny aloan'ny Sokajy faha 3 na Zone 3.