Filtrer les éléments par date : jeudi, 03 septembre 2020

Hatreto aloha dia tsy misy mpitondra tena te hametraka politika ara-pahasalamana isitrahan'ny rehetra.

Porofon'izany ny tsy fametrahana sy nanararaotana izao fotoam-pihibohana sy hamehana ara-pahasalamana izao nanamboarana tsara ireo hopitaly, CSB isam-paritra.

Ny mpitondra ambony mbola mande mamonjy hopitaly any ivelany hatrany, ary ny hetra aloan'ny Malagasy no miantoka azy. Any indray ny sasany mbola manangana ny sampan'ny antokony.

Vao tamin'ny zoma sy sabotsy teo, nanao fizaham-pahasalamana tany La Réunion indray ny mpitondra ambony iray.

Oviana vao tena hipetraka izany hoe sécurité sociale ka samy ahazo fahasalama iantohan'ny fanjakana manontolo ny rehetra ?

Patrick 

Publié dans Politique
Page 2 sur 2