Daty roa no tandremo adino amin'ny vehivavy
Pilo kely : Daty roa no tandremo adino amin'ny vehivavy
- Daty nahaterahany, idiran'andra anao raha adinonao bon anniv madamo
- Daty niarahanareo voalohany na daty mariazy, efa adinonao sahady moa fiarahantsika
Samia mamisavisa
Tafandria mandry
Patrick
Toamasina : Mizotra ara-dalàna ny fanamboaran-dalana boulevard Ratsimilaho
Na teo aza ny ranon'orana sy rivotra nentin'ny rivodoza Chalane, dia mizotra ara-dalàna ny fanamboaran-dalana boulevard Ratsimilaho, mampitohy ny lycée Jacques Rabemananjara amin'ny Hôtel Miou Miou Club.
Mandeha tsara ny asa, ary tsy nisy nihetsika ireo izay efa vita toy ny remblai ampiakarana haavo ny toerana, satria efa voaaron'ny torapasika avo sy vato lehibe.
Marihina moa fa ny orinasa SMATP no miandraikitra ny fanatanterahana ity asa fanamboaran-dalana goavana ity, izay hamerina tanteraka amin'ny lazany ny torapasiky Toamasina, ka azo antoka fa hisarika mpizahatany maro hitsidika an'i Toamasina.
Nidina teny an-toerana nijery ny hamafin'ny foto-drafitrasa mihitsy ny Governoran'ny Faritra Atsinanana RAFIDISON Richard Théodore, izay nametraka fanamby ny ahamatihanina ny asa fanamboarana rehetra.
(Jereo Sary Tohiny)
NO COMMENT
NO COMMENT
INFORMATION BUREAU
__________
URGENT :
Objet : Postes à pourvoir au sein des FUM d'Arago et de Cachan
Chers amis,
Madame ASSOUMACOU Elia Brigitte, ministre de l'Enseignement Supérieur et de la Recherche Scientifique (MESUPRES), a échangé ce matin avec le Bureau de TEM.
Une nouvelle équipe va être nommée dans les semaines à venir.
TEM en tant qu'entité de référence en soutien au Président de la République dispose de la possibilité de proposer des candidatures.
*VOICI LES POSTES A POURVOIR :