Filtrer les éléments par date : vendredi, 25 décembre 2020
vendredi, 25 décembre 2020 20:39

Kamo be tenda

Pilo kely : Kamo be tenda

Misy izany ilay sady tsy amôfy ovy, no tsy ikopak'afo, nefa rehefa hihinana malaky ery.

Bonne fête daholo
Patrick

 

Publié dans Pilo kely

Le Président de la République Andry Rajoelina, accompagné de son épouse Mialy Rajoelina et de ses trois enfants, ont célébré la traditionnelle messe de Noël officiée par le Père Pédro Opeka au village Akamasoa.

En ces temps de fêtes, le Président de la République n'a pas manqué de rappeler que la fête de la nativité est surtout synonyme de partage et de l'entraide. Dans cet esprit, le Président Andry Rajoelina et sa famille n'ont pas oublié les enfants du Toby Akamasoa, et leurs ont offert des jouets ainsi que des friandises.

Publié dans Art et Culture

Mihamanatona ny morontsiraka atsinanan’i Madagasikara ilay rivodoza « Chalane » ao amin’ny ranomasimbe indianina.

Hanomboka hahakasika ny morontsiraka ny orana miaraka aminy rahampitso Sabotsy. Ho betsaka izany ny Alahady ka ahiana ny fiakaran’ny rano amin’ireo toerana mora tondraka, araka ny vinavinan’ny sampana mpamantatra ny toetr’andro.

(Sary Météo Malagasy)

 

Publié dans Tselatra
vendredi, 25 décembre 2020 19:23

Antsiranana : Mirongatra ny tsongonofotra

Manao ny ataony hatrany ny mpanao “tsongonofotra” aty Avaratra.

Toy ireny avy nifanehatra tamin’ny bibidia masiaka toy ny fahita atsy Afrika ireny ireo omby lasibatra.
Endahana amin’ny fomba feno habibiana ny nofon’omby ka ny taolany sy izay tsy ilain’ireo mpanao ratsy sisa no tavela.

Publié dans Vaovao

A ce jour, pour véhiculer l'esprit de Noël, l'association AM.MI « Ambanivolo Miakatra » selon son objectif, a pris sa responsabilité face à la malnutrition qui frappe la partie Sud du pays. Ce jour de Noël 25 décembre 2020, une distribution de vivre a été faite dans le District de Tsihombe, commune Anjampaly Fokontany Ampary et Andaza, ciblant les personnes les plus vulnérables à savoir : les personnes âgées, les mères célibataires, les nourrissons, les personnes handicapées, et les enfants.

L'association AM.MI, avec son président d'honneur Rakotomamonjy Jean Rodriguez et son équipe ont distribué auprès de 600 ménages des vivres :
200kg de riz, 800litres d’eau, 17 cartons de biscuit, 6 tonnes de légumes.

Joyeux Noël à tous.

Page: https://www.facebook.com/ambanivolomiakatra/

(Voir Suite Photos)

Publié dans Fil info

Nandray ny adidy tandrify azy ny AM.MI « Ambanivolo Miakatra » tarihin'ny Filoham-boninahiny Rakotomamonjy Jean Rodriguez amin'izao andron’ny Noely izao, izay fotoana indrindra hifampizarana fitiavana sy ifanomezan-tanana.

Amin’ny maha fikambanana miahy ny maha olona azy dia nahatsiaro manokana ireo mpiray tanindrazana ianjadian’ny tsy fanjarian-tsakafo aty amin'ny faritra atsimon’ny Nosy ny AM.MI.

Notanterahina ny andron’ny Krismasy 25 Desambra 2020 izany, ka ireo zokiolona, vehivavy mitondra tena, terabao, kilemaina ary ankizy tamin'ny tokantrano miisa 600 teo no nisitraka izany fanampiana izany tao amin'ny Fokontany Ampary sy Andaza, Kaominina Anjampaly, Distrika Tsihombe.

Vary 200kg, rano 800 litatra, miampy legioma 6 taonina ary bisiky 17 baoritra no nozaraina tamin’izany, sady nirary fety sambatra ho an’ny Malagasy rehetra ny AM.MI.

(Jereo Sary Tohiny)

Publié dans Sociale
vendredi, 25 décembre 2020 08:56

Météo 25 décembre 2020

Météo 25 décembre 2020

(Photo Satellite 08h45)

Publié dans Fil info