Ireo mpanadoka no tena mamelatra oditr'akondro
Pilo kely: Ireo mpanadoka no tena mamelatra oditr'akondro
Tafandria mandry e
Patrick
Fampisehoana an-tsehatra : Sahirana ireo mpandrahara manafatra mpanakanto
Mbola manankery ve ilay fepetra noraisin’ny fanjakana tamin’ny volana septambra 2020 fa azo atao ny manao fampisehoana ao anatin’ny fanajana ny fepetra, ary nilazana fa hojerena ny hanalefahana, na mety hanafoanana mihitsy aza, ny hetra aloan’ny artista any amin’ny Kaominina ?
Nambara tamin’izany ihany koa fa homena maimaimpoana ireo mpanakanto te hanao fampisehoana ny Coliseum Antsonjombe.
Ny zava-misy dia fatiantoka tsy roa aman-tany ny an’ny mpikarakara fampisehoana, nikasa hampiakatra an-tsehatra an’i Bolo Pixx sy Jean Aimé tao Ambatomainty andaniny, sy ankilany i Jean Aimé sy Mijah tao Manakambahiny, Distrika Ambatondrazaka.
Transport Aérien : Des pilotes de ligne d’Air Madagascar mis à disposition de l’ACM
Un protocole d’accord portant sur la mise à disposition de pilotes de ligne instructeurs/superviseurs a été signé entre l’Aviation Civile de Madagascar (ACM) et la compagnie nationale Air Madagascar, ceci afin de faciliter et d’améliorer la gestion des ressources et des compétences.
En effet, la réalisation des missions de l’Organisme de Contrôle en Vol au sein de l’ACM requiert des compétences en instruction et en supervision. Air Madagascar a accepté sans la moindre difficulté de coopérer avec l’Autorité de l’Aviation Civile en mettant à sa disposition à mi-temps ces pilotes.
Andohalo : Fihaonan’ny Arsevekan’Antananarivo sy ny ambasadaoro frantsay
Tonga nifampidinika tamin’ny Arsevekan’Antananarivo Monsenera Odon Razanakolona teny Andohalo, omaly, ny ambasadaoro frantsay Christophe Bouchard.
Niompana tamin’ny fivavahana sy ny fe-potoana maha-filoha eo anivon’ny FFKM ny resaky ny roa tonta.
(Jereo Sary Tohiny)
Vanille: SOS SAVA
Tapaka ambozogno (tapa-tenda).
Tsy misy teny hafa mahadika ny zava-misy aty amin'ny faritra SAVA (Sambava Antalaha Vohemar Andapa) ankehitriny, izay faritra foibe mpamokatra lavanila, vokatra 99% fanondrana any ivelany, satria ny varotra eto an-toerana dia vitsy dia vitsy noho ny tsy fisian'ny indostria mavesatra afaka manodina izany vokatra izany.
Ny lavanila no anisan'ny mitana lohalaharana amin'ny fampidiram-bola vahiny eto Madagasikara, satria dia 280-350 dolara ankehitriny ny lavanila 1kg eo amin'ny tsena iraisam-pirenena.
Tsara ho fantatra fa lavanila maitso 5kg no ilaina, ampandalovina fampangotrahana sy hafanana, ary hamainina, mba ahazo lavanila azo aondrana 1kg.
Raha ny tsena eto an-toerana dia manodidina ny 200 000ar eo ny kilaon'ny lavanila maitso, ary amidy 1 500 000ariary any amin'ny mpanangom-bokatra ny lavanila vita, raha mivarotra any amin'ny 2 000 000ariary ny kilao ireo mpambongady sy mpanondrana any ivelany.
28 octobre : Journée mondiale du cinéma d'animation
28 octobre : Journée mondiale du cinéma d'animation.
28 octobre : Journée Internationale de la langue et de la culture créoles
28 octobre : Journée Internationale de la langue et de la culture créoles.
28 octobre : Journée mondiale du judo
28 octobre : Journée mondiale du judo.