Maro ireo nanohana miandry seza
Pilo kely: Maro ireo nanohana miandry seza, hatramin'izao miandry vasoka, dia vao miteny ianao dia lazaina fa mitady seza, nefa sezandreo seza rivotra
Tafandria mandry e
Patrick
Mety mahasoa anao: Ohatrinona ny karama amin'ny asa ataonao
Matetika misy tombam-bidin'ny asa na devis angatahana, misy ny fitadiavan'asa, dia mipetraka hatrany ny fanontaniana hoe ohatrinona ny karaman'ny mpiasa manao ilay asa, na raha manao entretien dia anontaniana ny prétention na ny karama tadiavinao?
Miankina amin'ilay fahasarotan'ny asa, ny andraikitra tazonina, ny isan'ny mpiasa eo ambany fiadidiana, ary ny fari-pahaizana matetika ny karama tokony takiana amin'ny famitana asa iray.
Ny tsara ho fantatra dia misy elanelana avo 20 eny eo ny karama ambany indrindra sy ny karama tokony ho azon'ny Tompon'andraikitra lehibe indrindra amin'ny orinasa iray.
Nosy-Be : Misy mpizahatany vahiny voan’ny Covid-19
Nahitana tranga Covid-19 ao Nosy-Be. 4 no voamarina, ka teratany vahiny ny 2, tonga hizahatany ao an-toerana. Efa misy ny fanaraha-maso ara-pahasalamana azy ireo.
Nisokatra tamin’ny 1 oktobra 2020 ny sidina iraisam-pirenena mankao Nosy-Be.
Namoaka Naoty ny Aviation Civile de Madagascar fa tsy afaka miondrana mankaty Madagasikara ireo olona avy amina firenena vahiny miisa 16, anisany i Frantsa, izay hita fa mirongatra indray ankehitriny ny Covid-19.
Tsy voakasik’ilay fepetra kosa ny miainga sy mandeha atsy La Réunion sy Mayotte.
27 octobre : Journée mondiale de l'ergothérapie.
Traitement de rééducation et de réadaptation pour aider des personnes en situation de handicap à préserver leur autonomie.
27 octobre : Journée mondiale du patrimoine audiovisuel
27 octobre : Journée mondiale du patrimoine audiovisuel.