Fantatrao ve: Inona no asan'ny Solombavam-bahoaka
Nezahina nofintinina izy ity, fa somary lava ihany.
Ny Lalampanorenana no lalàna ambony indrindra eo amin'ny Firenena iray.
Tamin'ny Desambra taona 2010 no nisy fanovana farany, ary mbola mihatra ankehitriny.
Ny Savaranonandon'ny Lalampanorenana dia milaza mazava :
" Ny fananganana Fanjakana tan-dalàna izay hahatonga ny mpitondra sy ny entina samy ho voafehin'ny fitsipi-dalàna mitovy, eo ambany fanaraha-mason'ny Fitsarana mahaleotena "
Raha adika tsotra izany, dia miainga amin'ny Lalàna avokoa ny fitantanana ny firenena, na ny fifandraisan'ny samy rafi-panjakana, na ny fifandraisan'ny mpitondra sy ny entina, na eo amin'ny samy Malagasy, izay misy ny Fitsarana mahaleotena manara-maso izany na mitsara ny mety tsy fanaraha-dalàna.
Ambatondrazaka : Le pont « Manaingazipo » rebaptisé pont « Fihariana »
Le pont « Manaingazipo » a été entièrement rénové et sera désormais dénommé pont « Fihariana ». Le pont a fait l’objet d’une surélévation et a été doté d'un radier alvéolé pouvant résister aux inondations.
Ambatondrazaka : Andry Rajoelina a réaffirmé la gratuité de l'éducation
Le Président Andry Rajoelina a réaffirmé, lors de son déplacement à Ambatondrazaka, que les droits d’inscription aux écoles publiques dans tout Madagascar seront pris en charge par l’État pour cette rentrée scolaire.
Une somme de 16 milliards d’Ariary a été retirée du budget de chaque ministère, pour financer le projet caisse école. Ceci, dans l'objectif d'assurer la gratuité de l'éducation et d'alléger ainsi les difficultés subies par les parents d'élèves.
Cette mesure a d'ailleurs permis cette année, d'enregistrer une hausse du taux de scolarisation des enfants au niveau des établissements publics.
Brezila : Namoy ny ainy ilay dokotera, nanolo-tena hanaovana andrana vaksiny Covid-19
Lehilahy iray teratany breziliana, isan’ireo nanolo-tena an-tsitrapo ho isan’ireo hanaovana vaksiny Covid-19 no namoy ny ainy. Vaksiny voka-pikarohan’ny oniversiten’i Oxford no nandramana taminy.
Tanora vao erotrerony, 28 taona, avy nahavita fianarana ho dokotera tamin’ny taon-dasa, ary miasa amina hopitaly ao Rio de Janeiro, isan’ireo ekipa niady tamin’io valanaretina Covid-19 io, ity nindaosin’ny fahafatesana ity.
Izy no namoy ny ainy voalohany tamin’ireo mpilatsaka an-tsitrapo miisa 20 000 manerantany nanaovana andrana vaksiny Covid-19.
Any Brezila ny 8 000 amin’ireo mpilatsaka an-tsitrapo ireo, i Brezila izay firenena faharoa manerantany ahitana olona maro namoy ny ainy noho Covid-19, manodidina ny 155 000 izy ireo.
Fidirana eto Madagasikara : Notovanan’ny ACM ireo firenena anaty lisitra mena
Nitondran’ny Aviation Civile de Madagascar na ACM fanitsiana ny Naoty navoakany ny alakamisy teo, mahakasika ireo firenena iavian'ireo mpandeha tsy mahazo miditra eto Madagasikara.
Niampy enina, ka lasa 16, ireo firenena anaty lisitra mena dia i Alemaina, Belzika, Espaina, Frantsa, Italia, Pays-Bas, Pologne, Royaume Uni, Rosia, Ukraine, Etazonia, Inde, Brezila, Maroc, Arzantina ary Iran.
Ireo sidina mpitondra mpizahantany miazo an’i Nosy Be no voakasak'ity Naoty ity. Tsy voakasiky ny fandrarana kosa ireo firenena tsy tafiditra ao anatin'io lisitra io.
24 octobre : Journée mondiale de lutte contre la polio
24 octobre : Journée mondiale de lutte contre la polio.
24 octobre : Journée Mondiale d'information sur le développement
24 octobre : Journée Mondiale d'information sur le développement.
24 octobre : Journée des Nations Unies
24 octobre : Journée des Nations Unies.
24 octobre : Journée mondiale des poissons migrateurs
24 octobre : Journée mondiale des poissons migrateurs.