Filtrer les éléments par date : vendredi, 02 octobre 2020

Mbola nanao collecteur letchi tamin'izany

Miditra anaty ala saro-dalana ny fiara.
Maty tsy niaka-menaka ny camion nentiko.
Tsy misy olona hamonjy anao fa dia miroboka anaty fotaka ambany camion, miaraka amin'ny mpanampy anao.

Nisy rangaha iray efa mamo be nanantona.
Tsy niteny mihitsy izy fa nijery nanara-maso, teo amin'ny cabine misokatra misy ny motera, zaho ao ambany, mahita azy.
Niarahaba azy aho, fa tsy namaly izy nijery fotsiny.
Afaka adiny iray teo angamba vao niteny izy:

- "Serrer-o tsara ny boulon, hoy izy, ary aza andrasana rahampitso izay azonao serrer-na androany", dia lasa izy.

Mandram-pivoakako tao ambany camion, efa tsy hitako izy.

Mirary soa e.
Patrick

Publié dans Editorial
Page 2 sur 2