Nihena 3% sisa ny mpanao fb, kay moa ny 3% amboniny manenjika bac
Aza miari-tory mangala-pijery FB e, dodo amin'izay, fa mbola hiainga amin'ny 4ora maraina anenjika 5ora maraina, 2h avant enregistrement, oups avant épreuve.
Courage daholo ny mpanao bac, indrindra ny Ray aman-dreny be fitaintainana.
Tafandria mandry e.
Patrick
Fanafihana mitam-piadiana : Ravan’ny zandary ny tambazotran-jiolahy teny Imerintsiatosika
Saron’ny Zandary avy ao amin’ny Tobim-paritry ny Zandarimaria Imerintsiatosika ny tambazotran-jiolahy iray ahitàna jiolahy ikoizana miisa folo (10) ao amin'ny Kaominina Imerintsiatosika, ny 17 oktobra 2020.
Voarohirohy amin’ny vakitrano sy fanafihana mitam-piadiana izay nampihorohoro ny mponina amin'iny Kaominina iny ireto andian-jiolahy ireo.
Sarona tao amin'ny trano fieren'izy ireo ihany koa ny rongony voafono 03kg, ireo fitaovana toy ny basy poleta vita gasy iray miaraka amin'ny bala, ary « barre à pince » sy antsy lava fampiasan'izy ireo manao asa ratsy.
Fantatra fa mpamatsy bala ny roa amin'ireo voasambotra ireo.
19 octobre : Journée mondiale contre la douleur
La journée du 19 octobre 2020 coïncide au 3ème lundi du mois d'octobre dédié à la Journée mondiale contre la douleur.
Mety mahasoa anao: Ahoana fanamboarana Godrogodro
Hivadika taranja kely isika androany, ahoana ny fanamboarana Godrogodro.
Tsy dia anisy fatrany isika fa izay hitanao mahampy anao no lanjalainjainao.
1- La farine vary
Mividiana la farine vita amin'ny vary 1kg ampy 6 personnes.
Afaka amboarinao koa anefa izany. Mangalaha vary fotsy voahofa sy voatsipona tsara, aza mampiasa vary stock. Sasao tsara, lomy rano kely ao. Esory ny ranony dia ataovy anaty sahafa dia amaino.
Rehefa maina dia totoy amin'ny laona, dia ampandalovy amin'ny tamis.
2- Ranom-banio
Ny tsotra indrindra dia mividy lait de coco en boite, misy eny amin'ny épicerie na centre commercial, 1 dia ampy mety 33cl eo izy io.