Pilo kely

    • vendredi, 15 janvier 2021 21:14

    Pilo kely Maroantsetra : Prix lavanila efa ho prix pomme de terre

    Asa iza ambony, asa iza ambany. Tafandria mandry ePatrick  
    Lire la suite ...
    • jeudi, 14 janvier 2021 21:06

    Pilo kely : Zao fotsiny e, tsy misaraka ny volamena, kidnapping, trafic devise, blanchiment d'argent, jet privé, banky, casino, varotra electronika.

    Eny an-tsefatsefany eny ny rongony sy ny sexe ary ny basy. Te ahita iza no tompon'ny volamena, tadiavo iza no mpanao devise sy kidnapping dia hitanao ny valiny. Mandeha etsy amin'ny Arcade ianao dia mahazo valiny, mividy volamena e, misy euro? Miazakazaka tsy lavitra eo izy dia mitondra izay ilainao rehetra, ary fifampitokisana tsy mandray ny entana avy aminao izy raha tsy efa voahisanao ny anao. Miala etsy Analakely ianao dia misy betsaka koa etsy Antsahavola, miara-mihidy amin'ny banky izy, efa pirina kely sisa no hitanao amin'ny lera hikatonan'ny banky na mangazay mpivarotra elektronika. Ny bizina fanafody etsy Ambohipo moa dia ny building Miami sisa no tsy hitanao mijoro eny, fa tsisy bedy io, ka na ny dokotera aza eny no matsaka na maniraka ny marariny, ka mora sy maro koa ny azy ka, fa ny ao ambadiky Sahondra mba inona? Tafandria mandry fa be film be amin'ny télé.Patrick  
    Lire la suite ...
    • mercredi, 13 janvier 2021 23:15

    Alpha Roméo Bravo, taraiky tany Joaboro tany ny fiaramanidina

    Pilo kely: Alpha Roméo Bravo, taraiky tany Joaboro tany ny fiaramanidina, zao vao nalefandry zalahy, savaina hatrany anaty piné sao misy an'ilay raha hihii, somonga ny ahy. Efa ela no dodo ny sasany, tsy hainy fa kay misy décalage horaire Jaoboro Bonne nuit Patrick
    Lire la suite ...
    • mardi, 12 janvier 2021 21:38

    Atody sa vary fotsy

    Niakatra 700ar ny vidin'ny atody akoho iray, ny vary iray kapoaka 650ar ny eto Antananarivo renivohitra, hatreto aloha tsy hita ilay vary 550ar ny kapoaka, ilay kaly tsinjo, sakafo masaka isaky ny fokontany 100ariary moa dia efa navalon'ny taona. Tafandria mandry e.Patrick
    Lire la suite ...
    • lundi, 11 janvier 2021 20:24

    Pilo kely : 1 miliara ariary isan'olona ny teti-bola n'ny Loholona vaovao

    16,558 miliara ariary ny teti-bola natokana ho an'ny andrim-panjakana Loholona amin'ity taona 2021 ity, Loholona miisa 18, izany hoe raha atao kajy tsotra dia 1 miliara ariary isaky ny Loholona no laniana ampandeha ny asa. Latsaka an'io tetibola io ny tetibola teo aloha ho an'ny Loholona 63 isa nolazaina fa fandaniam-bola ka ampiasaina ananganana Oniversité. Volamena 82kg ny sandan'io tetibola fampandehanana ny andrim-panjakana io ao anatin'ny 1 taona, izany hoe volamena 2 andro amin'ny volamena mivoaka antsokosoko eto Madagasikara. Tafandria mandry e.Patrick  
    Lire la suite ...
    • dimanche, 10 janvier 2021 22:15

    Pilo kely : Hay bagage à main marina ilay 73kg

    Ny tatitra nataon'ny UNCom Trade (United Nations International Trade Statistics Database), ivo-toerana mpanangona antontanisa eo anivon'ny firenena mikambana, dia nahatratra 200tonnes ny volamena nahondrana tany Emirats Arabes Unis, araka ny fanambaran'ny fadin-tseranana ao an-toerana, avy aty Madagasikara ny taona 2008-2016, izay 31.42tonnes ny taona 2009 ary 9.27tonnes ny taona 2017. Ny tatitra nataon'ny Transparency International kosa dia manambara fa mahatratra 15tonnes ny volamena mivoaka eto Madagasikara isan-taona raha ny tatitra ny taona 2018.Maro moa ireo loharanom-baovao manamafy fa nitohy hatrany izany fanondranana volamena izany nandritra ny fihibohana. Raha atao tsotsotra izany ny kajy 15tonnes = 15 000kg/300 andro fiasana, satria moa ny douane tsy mahita rehefa andro tsy fiasana, araka ny nambaran'izy ireo, dia 50kg isan'andro izany ny volamena mivoaka eto amintsika mandritra ny andro fiasan'ny douane. Bagage à main 73kg, volamena indray andro izany ity mampitabataba antsika rehetra ity.Rahampitso izany efa misy 50kg mandeha any Dubai indray. Tafandria mandry aby, Patrick  
    Lire la suite ...
    • samedi, 09 janvier 2021 19:49

    Tout chemin mène à Dubai

    Bamako Mali, Antananarivo, Toliara, Johannesburg, Dubai. Lavitra be raha Mali - Dubaï ? Ilay licence fitrandrahana aza toa mbola licence de recherche fa tsy fitrandrahana na licence d'exploitation, dia efa namidy koa izy amin'io tamin'ny 2016. Va retourner Bamako, fa avereno aty volamenanay, au suivant. Bonne nuitPatrick
    Lire la suite ...
    • vendredi, 08 janvier 2021 20:27
    • Photos Net

    Pilo kely : Amin'ny afara koa efa andeha Johannesburg, esory zisqu'amin'ny denôr volamenanao io

    Mahaiza ry havako aby mitandrigny, fa koa efa gasy andeha afriky du sud, esory lasiteo denôr volamenanao fa magnena karaha sirène n'ny aéroport Nosybe mikeky taxi maitre hitsena voyageur Fasegny ein. Mbola 100m miala polisy eo anao, efa krinnngggg, tsy misy farany, injaka eky fa valizy mavesabesatra 73kg, efa ialaha sandra. Je vous invite à faire un petit tour, juste à l'aéroprt Johannesburg OR Tambo... quelques photos.Attention ein, conduite à gauche là-bas. Il faut présenter passeport pour acheter whisky duty free. Bon voyage et bonne nuit e.Patrick (Voir Suite Photo)
    Lire la suite ...
    • jeudi, 07 janvier 2021 20:54
    • Sary nindramina AFP

    Tsy manana lesona omena an'izao tontolo izao i Amerika

    Pilo kely : Tsy manana lesona omena an'izao tontolo izao mikasika ny demokrasia intsony i Amerika. Tafandria mandryPatrick    
    Lire la suite ...
    • mercredi, 06 janvier 2021 20:20

    Resaky ny mpivarotra eny an-tsena

    Pilo kely : Resaky ny mpivarotra eny an-tsena Tsy ilaina akory ny manao confinement indray mandeha hafa, ny mpividy aza efa tsy misy tonga, samy efa mihiboka tsy misy vola daholo. Tafandria mandry e.Patrick
    Lire la suite ...
Page 8 sur 18