Pilo kely
-
- vendredi, 19 février 2021 21:51
Basy fo moan solution problème
Pilo kely : Basy fo moan solution problème jiaby io ? Bonne nuitPatrickLire la suite ... -
- mercredi, 17 février 2021 20:23
Rehefa mitantana ankizy amin'ny arabe
Pilo kely : Rehefa mitantana ankizy amin'ny arabe, ianao lehibe no amin'ny sisiny manaraka ny arabe, fa ny ankizy no amin'ny ilany anaty trottoir. Tafandria mandry ePatrickLire la suite ... -
- mardi, 16 février 2021 21:34
Pilo kely : Isaory ireo niteny hoe "TSIA" taminao
- Mitady asa ianao, "TSIA" no valiny - Mitady mpividy entana ianao, "TSIA" no valiny- Mitady famatsiam-bola ianao, "TSIA" no valiny- Mitady stage ianao, "TSIA" no valiny- Mitady bourse ianao, "TSIA" no valiny- Mitady sipa ianao, "TSIA" no valiny....... Isaory avokoa ireo rehetra manao "TSIA" anao ireo, satria izy ireo no nampiazakazaka hampivalona ny "TSIA" amin'ny fiainanao, fa efa ho avy indray ny "ENY" marobe. Aza kivy fa lalana ombana daholo izany. Bonne nuitPatrickLire la suite ... -
- lundi, 15 février 2021 21:25
Pilo kely : Mbola tsy teraka ny anavotra an'i Madagasikara
Matetika re etsy sy eroa io, ka iza no andrasanao anavotra anao sy ny taranakao efa teraka, na ny mbola ho ateraka ? Ary ianao efa teraka io izany, hiandry an'iza, tsy andray andraikitra fa hiandry ny hafa mbola tsy teraka ? Tsy misy anavotra anao eo raha tsy ianao no mitsangana anavotra ny tenanao. Tafandria mandryPatrickLire la suite ... -
- samedi, 13 février 2021 19:46
Pilo kely : Kaly tsinjo ho zaraina manerana ny Faritra
Anareo Bobasakoa agny miambiambigny hely fo fa, efa ho avy izy io hoy rasazy. Samy mandry mihojognoPatrickLire la suite ... -
- vendredi, 12 février 2021 20:13
Iza moa ny miaramila le plus ancien et le plus haut gradé
Pilo kely : Iza moa ny miaramila le plus ancien et le plus haut gradé dans le commandement zao? "bis repetita placent" Samia mandry mifaoPatrickLire la suite ... -
- jeudi, 11 février 2021 21:54
Pilo kely : Tsy resy lahatra amin'ny fomba fampianarana teny angilisy eto
Pilo kely : Tsy resy lahatra amin'ny fomba fampianarana teny angilisy eto To be, I was, been Good nightPatrick, my doctor is richLire la suite ... -
- mercredi, 10 février 2021 19:27
Mora ny manomboka ady
Pilo kely : Mora ny manomboka ady, fa ny mamarana azy no sarotra. Bonne nuit.PatrickLire la suite ... -
- mardi, 09 février 2021 21:11
Mangalaha honon-draha
Pilo kely : Mangalaha honon-draha Bonne nuitPatrickLire la suite ... -
- dimanche, 07 février 2021 20:32
- Sary Gasypatriote
Pilo kely : Samy manana ny enim-bolany amitana ny asa
Sady tara ny fanaovana ny asa no ratsy, asa ohatrinona no nanao an'io, amin'izao moa efa tsy soratana intsony ny teti-bolan'ny asa. Efa tsy misy mpiasa miasa intsony eny Ambodivona. Tafandria mandryPatrick (Jereo Sary Tohiny)Lire la suite ...
Page 5 sur 18