Ary raha lazaina ny marina

  • jeudi, 08 avril 2021 21:30
  • Zakaria

Ilay tarehi-marika maneho ny isan'ny matin'ny Covid-19 no mivoaka hatrany, fa ireo ampolony maty vokatry ny fahatapahan'ny herinaratra izany tsy tafiditra anaty kajy iny, satria tsy Corona no namono azy, fa tsy fahampian-drivotra noho ny fahatapahan'ny milina manome oxyzena.

Tafandria mandry e
Patrick

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.