To lay tahotra amin'ny Covid indray no ahafaty voalohany

  • samedi, 27 mars 2021 21:46
  • Super User

Antsoy matetika ihany Ray aman-drenintsika ho an'izay mbola manana, ry Papi, Mamie, Tonton, ry Tantine fa mafimafy izy ty.

Mitandrema aby e, mila tony tsara.

Bonne nuit.
Patrick

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.