Pilo kely : Zaman'i Jao mihaino mivantana fitantarana amin'ny radio ny bôly

  • mercredi, 24 mars 2021 19:45
  • Super User

- Mpitantara amin'ny radio : Lasa, lasa, niakatra, mamakivaky ny vodilaharana, mahazo eo amin'ny sisiny ankavia, maka bahana, maka bahana, daka, maaaaty, maty ny bôla, 4 no ho aotra ny isa eny amin'ny tabilao.

- Zaman'i Jao : Mahay zalahy Makabàna ein, zay bôly jiaby azon'i Makabàna, maty fo jiaby, izy nahafaty bôly efatra io.

Aza malahelo loatra Barea, fa mila an'i Makabàna isika amin'ny afara.

Tafandria mandry
Patrick

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.