Pilo kely : Inona mahasamihafa ilay volamena 73.5kg sy ilay 1 938.95kg

  • lundi, 22 mars 2021 21:12
  • Super User

- Ilay 73.5kg nijaikojaiko tsy natao fanambaràna hitsaka ranomasina, fa tsy niasa andro fety ny douane ;

- Ilay 1 938.95kg, nandeha ara-dalàna hitam-poko hitam-pirenena fa tsy nisy niverina ny vola taminy, alako Rakoto Jean Paul mba namerina ny atsasa-bokatra.

Tafandria mandry e
Patrick

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.