Pilo kely : Aina fa tsy aingitraingitra ny bourse

  • mercredi, 17 mars 2021 19:42
  • Super User

Taux bourse 2021 :

Équipement : 66 000ar/an
Bourse mensuelle pendant 9 mois année scolaire :

Master : 48 400ar
L3 : 36 300ar
L2 : 30 250ar
L1 : 24 200ar

1/4 boursier redoublant.

Boursier daholo raha ny polytechnique.

Médecine 7ème sy 8ème année présalaire 500 000ar latsaka kely eo, allocation de stage ho an'ireo makany amin'ny hôpital, boursier ho an'izay mandray.

Médecine ny 3ème année - 6ème année mahazo indemnité : 1200ar/jour, dia max 140 000 ar/an.

Ny Agro amin'izao tsy présalaire intsony noho ny fanafenandreo ny décret ho an'ny Agro, dia very ny tombotsoa toy ny numéro matricule, ny fahazoana tany 5ha rehefa mivoaka, dia navadika allocation d'étude variable.
Dia miankina amin'ny budget omen'i ministère agriculture, élevage pêche, MAEPA sisa.

Bonne nuit
Patrick

(Ireo aloha ny tarehimarika nangonina, fa tsy nahitana info officielle)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.