Afaka tsy akana amin'ny hetra aloan'i Malagasy

  • dimanche, 28 février 2021 19:27
  • Super User

Pilo kely : Afaka tsy akana amin'ny hetra aloan'i Malagasy ve ny karaman'ireto olom-boatendry miantsy ady lava ireto.

Ianareo olom-boatendry anie misolo tena ny Malagasy rehetra e, ny karamanareo aloan'i Malagasy rehetra fa tsy ny mpomba anareo irery no miantoka ny karamanareo, tena mampandoa mihitsy mahita ny fihetsikareo miantsy ady sy manao taim-bava etsy sy eroa.

Tsy mendrika anao sy ny hasina anananao amin'ny maha Filoham-pirenena ho an'ny Malagasy rehetra anao ireo olona ireo andriamatoa Filoha.
Ireo no hitarika ny tsy hitiavan'ny maro anao.

Tafandria mandry.
Patrick

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.