Pilo kely : Mbola tsy teraka ny anavotra an'i Madagasikara

  • lundi, 15 février 2021 21:25
  • Super User

Matetika re etsy sy eroa io, ka iza no andrasanao anavotra anao sy ny taranakao efa teraka, na ny mbola ho ateraka ?

Ary ianao efa teraka io izany, hiandry an'iza, tsy andray andraikitra fa hiandry ny hafa mbola tsy teraka ?

Tsy misy anavotra anao eo raha tsy ianao no mitsangana anavotra ny tenanao.

Tafandria mandry
Patrick

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.