Pilo kely : Samy manana ny enim-bolany amitana ny asa

  • dimanche, 07 février 2021 20:32
  • Super User
  • Sary Gasypatriote

Sady tara ny fanaovana ny asa no ratsy, asa ohatrinona no nanao an'io, amin'izao moa efa tsy soratana intsony ny teti-bolan'ny asa.

Efa tsy misy mpiasa miasa intsony eny Ambodivona.

Tafandria mandry
Patrick

 

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.