Pilo kely : Gasy zalahy maro colonisé marigny ein

  • samedi, 06 février 2021 21:00
  • Super User

Mpagnano gazety gasy maro nagnazava, nitondra preuve, hatramin'ny conversation tour de contrôle, izay sonore confidentiel, ny itinéraire avion nitondra volamena 73,5kg, ny video Camera de surveillance lazaina tsy nisy.

Tsy nisy natoky, tsy nisy nihetsiky.

Fa vao namoaka fakitira ny mpanao gazety vazaha, bravo be, niazakazaka nifandimby communiqué.

Hividy kérosène moa ve ianao tsy omen'ny Total fakitira, sa ho gadraina koa ilay mpivarotra solika, fa raha tsy nanome solika izy dia tsy afaka nanainga ny 73,5kg.

Gasy maro colonisé, koa vazaha mivolagna, efa izy zay.

Mandria fo.
Patrick

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.