Inona moa zany no tena vitan'ny Ben'ny Tanàna Antananarivo Renivohitra izao?

  • mercredi, 20 janvier 2021 19:40
  • Super User

Pilo kely : Inona moa zany no tena vitan'ny Ben'ny Tanàna Antananarivo Renivohitra izao?


- Lalana ?
- WC Public gratuit ?
- Easy Park foanana ?
- Parking ?
- Ny tsena? Ny misy aza narodana
- Ny fitohanana fiara? Ny lalana an'ny fiara, ny trotoire an'ny mpandeha an-tongotra, ny tsena an'ny mpivarotra?
- Ny urbanisme?
- Ny pompier ?
- Ny fanadiovana tanàna sy tatatra?
- Ny piscine municipale, ny Bibliothèque, ny tranom-pokonolona ?
- Ny biraom-ponkontany ?
- Ny EPP izay andraikitry ny Kaominina?
- Ny fandaminana ny fitaterana?

Mbola nitantara aza izy fa tsy hijaliana intsony ny jiro sy rano, ny fako moa dia efa tsy resahina.

Tsy haiko izay ataony mandeha vedette any amin'ny faritra andrefan'ny nosy iny, andeha atao hoe mitsangatsangana izy na olona mitovy.

Tafandria mandry aby, fa za andeha an'habaka hijery an'i Joe Biden manao fianianana amin'ny 08ora alina aty amintsika.

Patrick

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.