Mangarahara takon'ila

  • mardi, 29 décembre 2020 21:04
  • Super User
  • Sary fanehoana nindramina

Pilo kely : Mangarahara takon'ila

Teo aloha dia anisan'ny nosoratana tamin'ny takelaka fanaovana asam-panjakana ny :
- Asa atao
- Tompon'ny asa
- Ny orinasa manatontosa ny asa
- Ny orinasa mpanara-maso ny asa
- Ny daty fanombohana sy fahavitan'ny asa (fepotoana)
- Ary ny teti-bidy anaovana ilay asa, sy ny namatsy ara-bola.

Amin'izao tsy hita intsony ny teti-bidy, asa lasa aiza? Sa tsy ilain'ny mpandoa hetra ny mahafantatra ny teti-bola anaovana ilay asa, indraindray somary taingitaingina tsy mifanaraka amin'ny vola nolaniana?

IZaho aza mbola te hanampy hoe sorato eo koa ny Garantie n'ilay asa, ka tsy esorina io takelaky io raha tsy tapitra ny garantie, samy miara-mahita eo ny fahatezan'ny asa.

Tafandria mandry e
Patrick

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.