Pilo kely: Ajanony ny esprit de médiocrité na ilay hoe "aleo mihinan-kely toy izay mandry fotsy"
- dimanche, 01 novembre 2020 20:15
- Super User
Raha te handroso na te ho tafita ambony amin'ny fiainana, dia mianara, miasa mafy, manàna tanjona sy fijery ambony, miafia raha ilaina, fa aza mionina na mampionon-tena ao anatin'ny faharatsiana ka hanao hoe "zara aza mba nisy an'izay". Na kely aza no tratra sy vitanao dia ataovy tsara hatrany. Esory ilay toe-tsaina hoe "indrokelin'ny mpandrafitra", na ilay hoe "tsy hitan'ny tsy nanao azy".
Tafandria mandry
Patrick
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
Le code HTML n'est pas autorisé.