Pilo kely: Député Mpandoa-bary mangataka sira amin'ny vahiny nasaina

  • mardi, 20 octobre 2020 21:33
  • Super User

Mivory ianareo deputé izao, hanapaka ny teti-bolam-pirenena, ka aza be fangataka hitanjozotra hiseho télé fa tapao ary omeo teti-bola matanjaka ny sekolinareo, ny hopitalinareo, ny fanamboarana lalana any aminareo, fa izay tapakareo dia ampiharin'ny mpanatanteraka, na ny Filoham-pirenena aza miondrika manaraka izay laninareo, fa tsy ianareo mpandoa-bary indray no andeha angataka sira amin'ny vahiny asainareo.

Tafandria mandry.
Patrick

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.