Pilo kely: Loholona, fifidianan'ny mpanam-bola sa mpampiasa vola

  • vendredi, 02 octobre 2020 21:13
  • Super User

15 000 000ar ny tontona vao mahazo mirotsaka. Karama 5 volana dia miverina e.

Ny CENI no mizara ny karatra, ny fanjakana no mihazona ny bôty, izay resy tsy mahazo 10% miala maina, mivarotra trano na mamarotra tanin...drazana.

Tafandria mandry e.
Patrick

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.