Fitsinjaram-pahefana : Ankasitrahako ny fanomezana lanja ny Governoram-paritra

  • vendredi, 16 octobre 2020 11:17
  • Super User
  • Sary nindramina

Mety ary ankasitrahako ny fihaonana matetika, na mivantana na vidéo-conférence amin'ny Filoham-pirenena, ny Praiminisitra sy ireo Governoram-paritra.

Omeo azy ireo ny fahefana sy ny teti-bola ampandrosoana ny faritra.

50% tetibola omeo ny Fokontany
25% omeo ny Kaominina
15% omeo ny Faritra
10% Foibe

Ny Foibe, mpanara-maso, mpitari-dalana, mpanofana, mpanasazy izay mangalatra sy be kolikoly.

Mankasitraka.
Patrick

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.