Toekarena manga : 103 000 taonina isan-taona ny trondro voajono amin’ny fomba tsy ara-dalàna eto Madagasikara

  • vendredi, 18 décembre 2020 13:03

Misy ankehitriny ny famolavolana drafitra hiarovana ny morontsirak'i Madagasikara amin'ny jono tsy ara-dalàna, tsy voatatitra ary tsy voafehy - ary amin'ny fampiroboroboana ny toekarena manga an'i Madagasikara.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.