Trosan'i Madagasikara: Mitentina 4.5 milliards de dollars na 15 000 miliara ariary ny taona 2018

  • mercredi, 17 juin 2020 17:10
  • sary fampihaingoana

Faran'ny taona 2018 dia nahatratra 11 449,7 miliara ariary na 3 452,9 millions USD ny trosa ivelan'i Madagasikara, izay 76.7% n'ny trosa rehetra, raha heverina ahatratra 11 732.3 miliara ariary izany ny taona 2020. Trosa nifanarahana tamin'ny fifanarahana amin'ireo mpamatsy vola Organismes multilatéraux.

Ny trosa anatiny kosa, izay trosa avy eto an-toerana, dia mandrakotra ny 23.3% mitentina 3 483.9 miliara ariary, na 1 050.6 millions USD ny taona 2018, ary novinaina ho 3 877.2 miliara ariary ny taona 2019.

(Loharano Teti-bola 2020, sary fampihaingoana)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.