Eoraopa: Hizotra ho any amin'ny Fiarakodia elektrika

  • samedi, 30 mai 2020 12:46
  • Sary nindramina fampiaingoana

Raha 6% amin'izao ny tahan'ny fiara mandeha amin'ny herinaratra, na batterie, dia hivoatra aingana be ho lasa 50% any Eoraopa afaka 5 taona.

Manararoatra mametraka ny drafitra fanovana avokoa ireo orinasa lehibe mpanamboatra fiarakodia amin'izao krizy maneran-tany ateraky ny Covid-19 izao.

Hiova arak'izany ny asa sy ny fomba fiasa, satria dia ny akora sy ny fanamboarana batterie izany no iainga, fa hihena avokoa ny resaka solika, na dia mbola tsy lefy aza izy.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.