Economie

    • mardi, 08 décembre 2020 17:29
    • Photos CTM

    Tourisme : Les opérateurs lancent un appel d’urgence à l’Etat

    La Confédération du Tourisme de Madagascar (CTM) a organisé, ce lundi 07 décembre, une conférence de presse au Tsanga Tsanga Hôtel-Tsaralalana. Il s’agit d’une action commune avec les Groupements membres de la CTM pour faire connaître l’état des lieux du secteur tourisme, et pour faire passer les demandes des opérateurs touristiques. Le secteur tourisme est un secteur transversal et fragile. Ainsi, les opérateurs touristiques lancent un appel d’urgence à l’Etat, car le secteur tourisme est toujours en crise et le sera encore en 2021.
    Lire la suite ...
    • mardi, 08 décembre 2020 12:47

    Fari-dranomasina : Maro ireo sambo mifamezivezy sy mitrandraka ny harena ambany ranomasina ary manjono

    Ireo sambo mivezivezy aty amin'ny fari-dranomasina misy antsika, ao ny manjono, ao ny mitaona entana, ao ny mitondra solika, ao ny mitrandraka ireo harena ambany ranomasina, asa firy no mandoa haba amin'ny fivezivezena sy fakana ny harena aty amintsika. Ny ZEE na zone exclusive économique tsika, izay ananantsika fahefana, dia misy 200miles na 370Km manodidina miala amin'ny tanintsika. Patrick  
    Lire la suite ...
    • samedi, 05 décembre 2020 19:42
    • Sary nomena

    Toe-karena sy fihariana : Tsenabe Toam’KETRIKA 2020

    Nanomboka ny zoma 04 desambra teto Toamasina ny tsenabe «Toam’KETRIKA ». Ny ONG Saint Gabriel amin'ny alalan’ilay tetik’asa “LA FABRIQUE” no nikarakara an’ity tsena be andiany voalohany ity. Izay mikendry fampahafantarana sy fanosehana ny mpandraharaha tanora sy vehivavy, ka notanterahina ny 04 sy 05 desambra 2020. Ireo tompon’andraikim-panjakana rehetra nandray anjara tamin’ny kabary fanokafana dia samy nanambara fa zava-dehibe ny fandraisana anjaran’ny tanora sy ny vehivavy amin’ny sehatry ny fihariana mba ho fampandrosoana ny toe-karena. Ny Goverinora RAFIDISON Richard Théodore dia naka ohatra mikasika ny vokatra letchi izay tsy lanin’ny fanjifàna eto an-toerana sy aondrana any ivelany ka lo fotsiny eny am-potony. Ilaina hoy izy ny hiroboroboan’ny sehatra fanodinana satria maro ireo voka-pambolena sy fiompiana ary asa tanana sy hai-tao.
    Lire la suite ...
    • vendredi, 04 décembre 2020 10:14
    • Sary Njaka

    Toe-karena : Miakatra ny vidin'ny PPN

    Toe-karena : Miakatra ny vidin'ny PPN Maro ireo mpivarotra tsy mampiseho vidin'entana.   (Jereo Sary Tohiny)  
    Lire la suite ...
    • vendredi, 27 novembre 2020 19:48
    • Sary nomena

    Tetikasa Power Africa : Mitondra herinaratra ho an’ny tokantrano sy orinasa any ambanivohitra miisa 5 200

    Nanolotra famatsiam-bola mitentina 1,2 tapitrisa dolara ho an’ny orinasa telo eto Madagasikara ny governemanta amerikana, amin'ny alàlan'ny Sampandraharaha Amerikana Misahana ny Fampandrosoana Iraisam-pirenena (USAID) sy ny tetikasa Power Africa, hampandrosoana ny tambajotra madinika, izay hamokatra herinaratra ho an’ny tokantrano sy orinasa ambanivohitra maherin’ny 5 200. 5% monja amin'ny mponina any ambanivohitr’i Madagasikara no mahazo herinaratra mivantana, na dia eo aza ireo loharanon'angovo azo havaozina toy ny masoandro, ny rivotra sy ny rano. Ary satria mety ho sarotra ny fidirana amin'ireo faritra lavi-toerana, dia izay indrindra no nampifantoka ny ezaka’i Power Africa amin'ny fampiasana ny herin’ny masoandro sy ny tambajotra madinika, miaraka amin'ny Ministeran'ny Angovo, ny Agence de Développement de l’Electrification Rurale (ADER), ary ny sehatra tsy miankina.
    Lire la suite ...
    • vendredi, 27 novembre 2020 19:06
    • Sary nindramina

    Fitrandrahana volamena : Mpanivana volamena 258 mifanaretsaka ao amin'ny reniranon'i Mania

    Mirodorodo ireo mpividy sy mpanivana volamena tonga ao amin'ny Kaominina Sandrandahy, Distrikan'i Fandriana. 258 ireo mpanivana volamena mifanaretsaka eo amin'ny reniranon'i Mania amin’izao. Manana karatra fahazahoana mitrandraka izy ireo amin’izany.Efa nisitraka tamberimbidy 2 000 000 Ar avy amin'ireo mpividy volamena miisa 10 ny Kaominina Sandrandahy amin’izao.  
    Lire la suite ...
    • vendredi, 27 novembre 2020 17:17
    • Photo Net

    Code minier : Révision nécessaire

    Les organisations de la société civile sur les industries extractives (OSCIE) et Publiez ce que vous payez Madagascar (PCQVP MG) insistent et persistent sur la nécessité de réviser le code minier. Selon ces entités, huit textes légaux ont, de 1896 à nos jours, successivement régi le secteur minier dont la loi n°99-022 du 19 août 1999 révisée le 17 octobre 2005 portant code minier. Quinze ans plus tard, après la réforme du code minier malagasy en 2005, Madagascar est en quête d’un cadre juridique lui permettant de tirer le meilleur parti de ses ressources minières. Des initiatives de révision ont été engagées par le gouvernement. De 2015 à 2017, une première tentative de révision a été entreprise. Mais elle n’a pas abouti.Une autre initiative de révision a été concoctée en 2019. Mais elle reste caduque. Malgré cette léthargie, le gouvernement à travers le ministère des Mines a repris le processus cette fois-ci plus inclusif et participatif.
    Lire la suite ...
    • mardi, 24 novembre 2020 14:46
    • Sary nindramina

    Economie : Madarail en chiffre

    Le conseil d’Administration Président du Conseil d’administration : Monsieur Patrick CLAES Membres du Conseil d’AdministrationMonsieur Naina ANDRIANTSITOHAINAMadame Herisoa RAZANADRAKOTOMonsieur Herintsalama RAJAONARIVELOMonsieur Jean Martin RAKOTOZAFYMonsieur Andriamampianina HAMBININTSOAMonsieur Eric RAZANAMPARANYMonsieur José ANDRIANASOLOMonsieur Maminiaina RAVATOMANGAMonsieur Rigobert RAKOTOARINIRINAMonsieur Salimo MOMODMonsieur Hasnein HIRIDJEESecrétaire de séance : Maitre Zakazo RANAIVOSON
    Lire la suite ...
    • vendredi, 20 novembre 2020 09:54
    • Sary : MAEP

    Voka-bary teto Madagasikara : Nahatratra 4 680 630 taonina tamin’ity taona 2020 ity

    Nahatratra 4 680 630 taonina ny voka-bary teto Madagasikara tamin’ity taona 2020 ity raha 3 722 304 izany tamin’ny taona 2015. Anisan’ny nandray anjara lehibe tamin’izany fampiakarana ny famokarana izany ny PAPRIZ, tetikasan’ny ministeran’ny fambolena sy fiompiana ary ny jono (MAEP) tohana’ny JICA (Japan International Cooperation Agency), izay manatsara ny famokaram-bary sy ny fitantanana ny sahandriaka sy ny lemaka voatondraka. Faritra 11 no niasan’ny Papriz 2. Hiitatra amin’ireo Faritra 22 ny tetikasa amin’ny andiany fahatelo hoy ny Talen’ny Fampandrosoana ny tontolo ambanivohitra nandritra ny famaranana ny tetikasa Papriz 2 ny Alarobia 18 Novambra 2020 tao amin’ny Hotel Colbert. (Jereo Sary Tohiny)  
    Lire la suite ...
    • mercredi, 18 novembre 2020 22:09
    • Photos Fournies

    Toamasina : Inauguration de l'usine Les Minoteries de l'Océan Indien (LMOI)

    Le Président de la République Andry Rajoelina a inauguré, ce 18 novembre 2020, l'usine "Les Minoteries de l'Océan Indien" (LMOI), à Betainomby - Toamasina. Cette usine de transformation de farine de blé produit actuellement 500 tonnes de farine par jour et ambitionne d'augmenter sa capacité de production jusqu'à 1200 tonnes par jour en 2021. A ce jour, Madagascar doit encore importer près de 250 000 tonnes de farine par an pour combler ses besoins.Grâce à la mise en place de l'usine LMOI, le prix de la farine sur le marché devrait ainsi diminuer de 15%. Andry Rajoelina a ainsi encouragé toutes les initiatives qui visent à apporter une part de contribution pour atteindre notre objectif de produire au niveau national ce dont la population Malagasy a besoin.
    Lire la suite ...
Page 4 sur 74