13 febroary : Andro maneran-tany ho an'ny RADIO

  • samedi, 13 février 2021 19:18
  • Njaka
  • Sary Njaka

Nankalazaina androany tetsy amin'ny tokotanin'ny ORTM Anosy ny andro maneran-tany ho an'ny RADIO.

Mankalaza ny faha-folo taona isika eto Madagasikara raha 110 taona kosa no nisian'izany maneran-tany.

Tafiditra ao anatin'ny fialamboly, fanentanana, kolontsaina toy ny hira , dokam-barotra, finoana, ny fanatanjahantena sy ny maro hafa ny fanamarihana ny anjara-toeran'ny onjampeo manerantany.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.