Antalaha : Migadona eto miaraka amin'ny angidimbin'ny Tafika ny minisitry ny mponina

  • vendredi, 29 janvier 2021 08:46
  • Tigre
  • Sary nomena

Somary taitra ny rehetra nahita ny angidimbin'ny Tafika nibedana teto Ter1 EPP Belle rose Antalaha niany tokony tamin'ny 9ora maraina.

Ny minisitry ny Mponina MICHELLE Bavy Angelica no nidina ny angidimby, ary niazakazaka tonga nitsena azy ny Sefo Distrika sy ny Commissaire eto an-tanàna. Ireo tompon'andraikitra hafa tsy nahalala ny fahatongavany.

Fantatra moa fa mipetraka eto Antalaha ny renin'ity minisitra ity.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.