A la Une
-
- samedi, 19 septembre 2020 21:50
- Zakaria
- Sary nindramina
Manjakandriana: May ny ampahany maro amin’ny sekolin-dry masera Notre-Dame de Lourdes
Nirehitra ny sekolin-dry masera Notre-Dame de Lourdes Manjakandriana. Ankoson’aratra no ahiana no niandohan’ny afo.Lire la suite ... -
- samedi, 19 septembre 2020 10:20
- Tigre
- Tahirin-tsary nindramina
Mahabo: Atao antsonjay i depiote Leva
Efa Solombavam-bahoaka voafidy tao Mahabo i Raveloson Ludovic dit Leva, ary niverina nirotsaka ho kandida indray ny volana mai 2019 teo.Lire la suite ... -
- vendredi, 18 septembre 2020 15:51
- Zakaria
- Sary Gasypatriote Antsirabe sy sary nindramina
Ambano: Fiaramanidina nianjera, naratra mafy ireo olona roa tao anatiny
Fiaramanidina kely CESSNA 150 iray no nidoboka tao Antanivao, fokontany Tsarafiraisana, kaominina ambanivohitra Ambano, Distrika Antsirabe II io atoandro io raha nikasa vao hiainga teo amin'ny seranam-piaramanidina hiazo an'Antananarivo Ivato.Lire la suite ... -
- mercredi, 16 septembre 2020 21:47
- Zakaria
- Sary nindramina
HCC Ambohidahy: Tonga nanatitra taratasy fitoriana ireo Loholon’i Madagasikara
Tonga nanatitra taratasy fitoriana tetsy amin’ny Fitsarana Avo momba ny Lalampanorenana ny teo anivon’ny Antenimierandoholona, izay notarihin’ny Loholon’i Madagasikara Rakotovazaha Olivier, Filohan’ny vaomieran’ny lalàna, ny asa-panjakana, ny asa sy lalàna sosialy, androany Alarobia 16 septambra 2020, manoloana ny ambaran’izy ireo fa « tsy fanarahana ny Lalampanorenana mikasika ny didim-panjakana laharana 2020 -1110 nivoaka tamin’ny 09 septambra 2020 mikasika ny fiantsoana ny mpifidy vaventy amin’ny 11 desambra 2020 hifidy ireo Loholon’i Madagasikara, izay noraisin’ny fitondram-panjakana ».Lire la suite ... -
- jeudi, 10 septembre 2020 21:30
- Zakaria
- Sary nindramina
Campus Maninday - Toliara: Tranovondro 112 may kilan’ny afo
May ny tolakandron’ity alakamisy 10 septambra ity ireo tranovondro, fonenan'ny mpianatra eny Maninday, Oniversite Toliara.Lire la suite ... -
- dimanche, 23 août 2020 17:04
- Zakaria
- Sary nindramina
Fanahimanana Tiaray: Nametra-pialana tsy ho Tale jeneralin’ny Serasera
Nitondra fiaram-panjakana nefa mamo. Nandona miaramila tamin’ny fiara nentiny, avy eo izy nitsoaka ary nifanenjehana ny fiara nentiny.Lire la suite ... -
- jeudi, 20 août 2020 18:45
- Zakaria
- Sary nindramina
Governemanta: Nesorina i Pr Ahmad Ahmad sy Irmah Lucien Naharimamy
Nasiam-panovana ny mpikambana sasany ao amin’ny Governemanta. Nosoloina ny roa, nofenoina ny toerana banga. Nisy ministera nozaraina roa.Lire la suite ... -
- mercredi, 19 août 2020 18:14
- Zakaria
- Sary nindramina
Magro Behoririka: Nakaton’ny Fanjakana io tolakandro io
Namoaka taratasy datin’ny androany 19 aogositra 2020 ny Foibem-pitondrana ankapobeny momba ny hetra, milaza ny hanakatonana mandritra ny 15 andro ny tranombarotra Magro Behoririka, izay orinasa an’ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana. Hetra tsy naloa, mitentina 71 762 792 066,14 Ariary no voalaza fa antony.Lire la suite ... -
- lundi, 10 août 2020 10:52
- Zakaria
- Tahirin-tsary
Malagasy tavela any ivelany: Namoaka tetiandro hodian’izy ireo ny fanjakana
Hitohy ny fampodiana ireo Malagasy tavela any ivelany taorian’ny nikatonan’ny sisintany ka niatoan’ireo sidina iraisam-pirenena mifandray amin’i Madagasikara.Lire la suite ... -
- vendredi, 07 août 2020 20:54
- Zakaria
- Sary nindramina
Asa fanaovan-gazety: Nodimandry i Salomon Ravelontsalama
Nindaosin’ny fahafatesana androany, teo amin'ny faha-63 taonany, i Salomon Ravelontsalama, rehefa notsaboina tao amin'ny hopitaly CHU JRB Befelatanana.Lire la suite ...
Page 5 sur 111