A la Une
-
- jeudi, 22 octobre 2020 13:10
- Tigre
- Sary nindramina
Député Nicolas Randrianasolo: Mila mahay maka lesona ny mpitondra
Nivahina tao amin'ny fandaharana rahavavy "L'invité du jour" Real Tv nentanin'i Gascar Fenosoa, ny Solombavam-bahoaka voafidy tao Betroka, Jean Nicolas Randrianasolo, ny alarobia 21 oktobra.Lire la suite ... -
- jeudi, 15 octobre 2020 10:07
- Zakaria
- Photo Archives
Justice: 44 mois de prison ferme pour Rolly Mercia
Le verdict est tombé dans l'affaire de Rahajason Harry Laurent connu sous le pseudo Rolly Mercia, ancien ministre de la communication, 44 mois de prison ferme, même peine pour les 4 autres individus, codétenus dans l'affaire, accusé de complicité de manifestation non autorisée, complicité de trouble à l'ordre public et complicité d'incitation à la haine. La famille de Rolly va faire appel.Lire la suite ... -
- mercredi, 14 octobre 2020 14:49
- Tigre
- Sary nindramina
Fitsarana: Nandresy i Jaovato
Araka ny didim-pitsarana navoakan'ny Filoha voalohany ny Fitsarana ambony eto Antananarivo, dia nanamafy ny fandresen'i Laisoa Jean Pierre dit Jaovato teo anivon'ny fitsarana ambaratonga voalohany, nitsipaka ny fangatahan'ilay mpandraharaha karana Bezokiny Christian Claude, hangeja ny vola any amin'ny banky, ny fananan'i solombavam-bahoaka voafidy tany Antalaha teo aloha.Lire la suite ... -
- mardi, 13 octobre 2020 21:19
- Zakaria
- Sary nindramina
Pr Zafy Albert : Notokanana androany ny tsangambato fahatsiarovana azy etsy Ambohijatovo
Nosafidiana ny datin’ny 13 oktobra, itsingerenan’ny nahafatesany ny 13 oktobra 2017 nitokanana ny tsangambato fahatsiarovana an’i Pr Zafy Albert etsy Ambohijatovo – Antananarivo.Lire la suite ... -
- lundi, 12 octobre 2020 10:27
- Tigre
Bois de rose: Iza ireo mpandraharaha nanondrana tany ivelany nefa tsy nandoa hetram-panjakana
Na efa tany amin'ny taona 2011 aza no efa noraràn'ny didy hitsivolana, ordonnance 2011-001 ny 08 aogositra 2011, ny famarotana, fanondranana, fitaterana andramena na bois de rose, dia maro ireo mpandraharaha amin'izany sehatra izany no tsy nandoa ny hetram-panjakana takian'izany, izay tokony nandoavana 72 000 000ar isaky ny kontenera, ka ny 12 000 000ar entina anatsarana sy tontolo iainana sy ny ala, ary ny 60 000 000ar isaky ny kontenera hamatsiana ny kitapom-bolam-panjakana, andoavana karaman'ny mpiasam-panjakana, hampandehanana ny sekoly sy ny hopitaly.Lire la suite ... -
- vendredi, 09 octobre 2020 14:58
- Tigre
Fitsarana: Ady maloto tsaraina amin'ny ady madio
Mpandraharaha karana iray momba ny hazo ao Antalaha, Bezokiny Christian Claude no nitory mpandrahaha malagasy Laisoa Jean Pierre dit Jaovato monina ao Antalaha ihany koa, sady mpandrahara momba ny hazo, lavanila sy maro hafa.Lire la suite ... -
- vendredi, 02 octobre 2020 20:32
- Tigre
- Sary nindramina
Toamasina: Noravana tanteraka ny Usine Tiko
Notrongisina tanteraka ny Ozinina fanamboarana menaka Tiko Toamasina. Raha ny angom-baovao dia tsy nisy fanapahana avy amin'ny fitsarana fa dia mandritra ny hamehana ara-pahasalamana no anaovana izany.Lire la suite ... -
- vendredi, 02 octobre 2020 10:23
- Tigre
- Sary nindramina
Covid-19: Tratra i Donald Trump sy Mélanie vadiny
Nanao fanambarana tamin'ny alalan'ny Twitter ny Filoha amerikanina Donald Trump fa tratran'ny Covid-19 izy sy Mélanie vadiny.Lire la suite ... -
- jeudi, 01 octobre 2020 08:56
- Zakaria
- Sary nindramina
Asa fanaovan-gazety: Nodimandry i Raharijaona Fabiola Farah
Nindaosin’ny fahafatesana, ny alarobia 30 septambra, teo amin’ny faha-43 taonany i Raharijaona Fabiola Farah. Mpanao gazety tao amin’ny vondrona L’Express de Madagascar izy farany izao. Efa mpanao gazety tao amin’ny Le Quotidien, ary vondrona MBS ihany koa.Lire la suite ... -
- lundi, 21 septembre 2020 12:40
- Zakaria
- Sary nindramina
Ramahafadrahona: Nodimandry androany teo amin'ny faha-82 taonany
Nodimandry androany 21 septambra 2020 tao amin'ny Hopitaly HJRA i Rakotomahafadrahona Alphonse na Ramahafadrahona.Lire la suite ...
Page 4 sur 111