A la Une
-
- vendredi, 08 janvier 2021 11:50
- Christophe Bélier
- Photo Njaka
Sénat : Une institution de la stabilisation ?
La messe est dite. Du bleu, le Sénat de Madagascar vire maintenant à l’orange.Lire la suite ... -
- jeudi, 07 janvier 2021 07:14
- Tigre
- Sary nindramina - AFP
Amerika : Niditra amboletra tao amin'ny Capitole ireo mpomba an'i Donald Trump
Taorian'ny fifidianana ho filoham-pirenena tany Amerika, izay nitarika ny kandida Joe Biden manolona ny filoha amperin'asa Donald Trump, dia mivory ankehitriny ny kongresy amerikanina, hanamarina ny vokam-pifidianana, izay vokatra efa voamarina isaky ny Etat mandrafitra an'i Etats-Unis.Lire la suite ... -
- mardi, 05 janvier 2021 11:23
- Tigre
- Sary nindramina
Covid-19 : Miverina mihiboka i Angletera
Nanao fanambaràna ny Praiminisitra angilisy Boris Johnson omaly alatsinainy 04 janoary, manoloana ny fiakatry ny fifindran'ny valanaretina, niova hery, Covid-19 fa miverina mihiboka tanteraka i Angletera manomboka ny alarobia 6 janoary manomboka amin'ny 12 ora alina sy 1 minitra, ary izany dia hatramin'ny tapaky ny volana febroary raha feno ny fepetra ahafahana miverina mivoaka ny trano.Lire la suite ... -
- dimanche, 27 décembre 2020 11:38
- Zakaria
- Sary ZP
Sakoroka tao Imerintsiatosika : Nitondra fanazavana ny teo anivon’ny Zandarimariam-pirenena
Manoloana ny vaovao tsy marina ahely amin'ny tambazotra Facebook mikasika ny fanafihana sy fanapotehana ny tobi-paritry ny Zandarimariam-pirenena ny alin'ny 26 desambra 2020 ao Imerintsiatosika dia tsara ny hanazavana ny tena zava-nisy sy marina. Ny 26 desambra 2020 tokony ho tamin'ny 01 ora maraina, dia nahazo antso tamin'ny 119 ny Zandary fa misy jiolahy manafika ao an-tampontananan'i Imerintsiatosika. Rehefa namonjy tao amin'ilay toerana voatafika ireo Zandary dia lasa nitsoaka ireo jiolahy. Nitohy ny fikarohana ireo olon-dratsy niaraka tamin'ny niharam-boina ka hita ny jiolahy iray. Rehefa nahita Zandary izy io dia nitsoaka ka nifanenjehana. Nitsambikina tamin'ny tamboho izy, kanjo nianjera tany ambany ka ny lohany no nianjera taloha. Naratra mafy ka nentina tany amin’ny hopitaly saingy tsy tana ny ainy. Tao aorian'izay no nisy nanaparitaka feo ireo jiolahy namany fa maty voatifitry ny Zandary izy ka nitarika nanafika ny tobin'ny Zandary.Lire la suite ... -
- lundi, 21 décembre 2020 11:35
- Zakaria
- Sary nindramina
Tom Cruise : Tonga miala sasatra ao amin'ny Nosy Ankao hatry ny omaly
Miala sasatra ao amin'ny Nosy Ankao i Thomas Cruise na Tom Cruise, anarana ahafantarana azy eo amin'ny tontolon'ny sarimihetsika.Lire la suite ... -
- jeudi, 17 décembre 2020 15:52
- Zakaria
- Sary nindramina
Covid-19 : Tratra ny aretina i Emmanuel Macron
Nanao fanambaràna io maraina io ny fiadidiana ny Repoblika Frantsay fa mitondra ny otrikaretina Covid-19 ny filoha frantsay Emmanuel Macron.Lire la suite ... -
- mardi, 15 décembre 2020 13:09
- Zakaria
- Sary AN
Antenimieram-pirenena : Misalasa ireo depiote momba ireo fiampangana manoloana ny Fitsarana Avo
Nodinihin’ireo Solombavambahoaka ny alatsinainy 14 desambra 2020 teny amin’ny Lapan’i Tsimbazaza ny tolo-pehin-kevitra misahana ny fiampangana manoloana ny Fitsarana Avo.Lire la suite ... -
- vendredi, 11 décembre 2020 09:29
- Zakaria
- Tahirin-tsary nindramina
11 desambra : 10 taona ny Repoblika faha-4
Ny 11 desambra 2010 no nambara ofisialy fa Repoblika fahaefatra ny rafitra politika eto Madagasikara. Nisy ny sonia mirakitra izany tao amin'ny Lapam-panjakana Iavoloha, nataon'iAndry Nirina Rajoelina, filohan'ny tetezamita tamin'izany.Lire la suite ... -
- jeudi, 10 décembre 2020 11:32
- Zakaria
- Sary nindramina
Pr Vololontiana Hanta Marie Danielle : Voatendry ho Mpandrindra Nasionalin’ny ONN
Voatendry ho Mpandrindra Nasionalin’ny ONN na ny « Office National de Nutrition » nandritra ny filankevitry ny minisitra ny alarobia 09 desambra ny Profesora Vololontiana, teraka Randrianasolo Hanta Marie Danielle.Lire la suite ... -
- mardi, 08 décembre 2020 20:23
- Zakaria
- Sary nindramina
Tahirim-bakoka : Hody aty Madagasikara sary sy soratanan’ny Mpanjakavavy Ranavalona III natao lavanty tany Londres
Hiverina eto an-tanindrazana tsy ho ela, ho tahirim-bakom-pirenena ireo vakoka mitahiry ny tantaran’i Madagasikara, izay natao lavanty tany Londres androany tolakandro.Lire la suite ...
Page 2 sur 111