REVUE DE PRESSE jeudi 25 février 2021 (Cliquer sur la photo)
https://sobikamada.com/#sigProGalleriad1521fd97e
23 février : Journée mondiale pour sauver les ours
mardi, 23 février 2021 13:26Social : Ambanivolo Miakatra (AM.MI) auprès des étudiants de la ville d'Andapa
lundi, 22 février 2021 07:0421 février : Journée internationale des guides touristiques
dimanche, 21 février 2021 17:3521 février : Journée Internationale de la langue maternelle
dimanche, 21 février 2021 17:3419 février : Journée internationale de la baleine
vendredi, 19 février 2021 08:07No comment
vendredi, 19 février 2021 07:48Grève Université Barikadimy Toamasina
jeudi, 18 février 2021 11:56Polytechnique Vontovorona 3ème journée de grève
jeudi, 18 février 2021 11:1118 février : Journée mondiale d'action en faveur du droit de grève
jeudi, 18 février 2021 11:0215 février : Journée internationale du cancer de l’enfant
lundi, 15 février 2021 07:14Education Nationale : Calendrier des examens officiels 2021
vendredi, 12 février 2021 09:1612 février : Journée Internationale des enfants soldats
vendredi, 12 février 2021 09:1212 février : Journée internationale Darwin
vendredi, 12 février 2021 09:1111 février : Journée mondiale des malades
jeudi, 11 février 2021 09:4711 février : Journée internationale des femmes et des filles de science
jeudi, 11 février 2021 09:46Pilo kely : Aza mifampitahotra fa efa betsaka ny hita tamin'io
jeudi, 25 février 2021 20:03Pilo kely : Lasa Fête des écoles ilay raha
mercredi, 24 février 2021 17:44Sary nahafinaritra
mardi, 23 février 2021 16:57Chaque semaine misy sababon-draha fo
lundi, 22 février 2021 21:30Zaza mosary te hihinagna
dimanche, 21 février 2021 21:01Basy fo moan solution problème
vendredi, 19 février 2021 21:51Rehefa mitantana ankizy amin'ny arabe
mercredi, 17 février 2021 20:23Pilo kely : Isaory ireo niteny hoe "TSIA" taminao
mardi, 16 février 2021 21:34Pilo kely : Mbola tsy teraka ny anavotra an'i Madagasikara
lundi, 15 février 2021 21:25Pilo kely : Kaly tsinjo ho zaraina manerana ny Faritra
samedi, 13 février 2021 19:46Iza moa ny miaramila le plus ancien et le plus haut gradé
vendredi, 12 février 2021 20:13Pilo kely : Tsy resy lahatra amin'ny fomba fampianarana teny angilisy eto
jeudi, 11 février 2021 21:54Mora ny manomboka ady
mercredi, 10 février 2021 19:27Mangalaha honon-draha
mardi, 09 février 2021 21:11Pilo kely : Samy manana ny enim-bolany amitana ny asa
dimanche, 07 février 2021 20:32Antsiranana : Dia an-tongotra 20km no sazin’ireo tsy manao arovava orona
jeudi, 25 février 2021 16:37Ambatovy : Hihodina indray ity orinasa ity
jeudi, 25 février 2021 16:08Volamena 73.5kg : Nidoboka any Tsiafahy ilay douanier Toliara
mercredi, 24 février 2021 16:31Andranomanalina Isotry : Trano lehibe iray may kilan’ny afo
mardi, 23 février 2021 13:30Antsirabe : Tsy nahazo niasa ny zotra Antsirabe - Antananarivo
samedi, 20 février 2021 16:12Barikadimy Toamasina : Namoy ny ainy i Michel
jeudi, 18 février 2021 17:09Kraoma : Mitohy ny fitokonana, mpiasa tsy misy mandray karama, ny mpitantana mijery fotsiny
jeudi, 18 février 2021 11:30Betamanga-Mahajanga : Zazalahy 4 taona, may notondrahan'ny dadatoany ravitoto mangotraka
mercredi, 17 février 2021 13:01Toamasina : Voasambotra i Juvano, gadra nitsoaka tao Ambalatavoangy
mercredi, 17 février 2021 12:44Ambovombe : Tamin'ny volana novambra 2020 no nisy orana farany
mercredi, 17 février 2021 11:19Ambanja : Mirongatra ny tsy fandriampahalemana
mardi, 16 février 2021 07:38Ambohijatovo : Hanao tatitra amin'ny Vahoaka ireo solombavambahoaka voafidy teto Antananarivo
mardi, 16 février 2021 07:37Ilaifito : Mitondra ny 70%n’ny rotsakorana mandavan-taona amin’ny faritra trôpikaly
lundi, 15 février 2021 19:21Lozam-pifamoivoizina : Maty tsy tra-drano ilay mpamily Taxi...
samedi, 13 février 2021 19:22EDITORIAL
Aorian'ny fifidianana, izay nahenoana ireo fampanantenana maro, ireo velirano, dia mientana ny fo sy fanahin'ny maro fa hiroso marina amin'ny fampandrosoana ny resaka.
Miazakazaka ny mpitondra voafidy mampiseho izay fahavitrihana izay.
Ny vahoaka ihany koa manome fotoana hampiaharana sy hikenokenonana momba izany. Mpitondra vao lany sy nandova ny varin'ampangon'ny teo aloha tsy lany tokoa ve tsy mba haka bahana.
Nandeha anefa ny taona, nandeha koa ny valanaretina Covid-19, toa tsy hita ihany izy izany hoy ny maro.
Mahareta kely hoy ny mpitondra fa ny firenena maro no sahirana tratran'ny valanaretina, ary mbola ao anatiny ny maro amin'izany.
Misy anefa ireo fotodrafitrasa, indrindra ny eo anivon'ny fanatanjahantena, toy ny Kianja Barea eo Mahamasina, mitentina 290miliara ariary na 77 000 000dolara, volan'ny Malagasy madiodio hoy ny mpitondra, na tsy hita anatin'ny teti-bolam-panjakana aza izany.
Politique
-
Navony Pierre Lenoble : “Tsy vahaolana io fanagadrana lava io”
Nitondra fanazavana sy fanamarihana i Navony Pierre Lenoble, filohan’ny HCDDED, mikasika ny toe-draharaham-pirenena, indrindra taorian’ny zava-nitranga tamin’ny sabotsy 20 febroary 2020 teo, nikasan’ireo depiote Tiako I Madagasikara, hanao tatitra amin’ny vahoakan’Antananarivo, saingy tsy tanteraka noho ny fepetra noraisin’ny fanjakana, sy ny tsy nanomezan’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra ny kianjan’ny Demokrasia Ambohijatovo, toerana saika hanatanterahana izany. Nambarany fa mila akana lesona ny zava-nisy teto amin’ny firenena teo aloha. “Halaviro ny kolontsain’ny valifaty raha hitondra firenena”, hoy i Pierre Lenoble. “Tsy vahaolana ny fanagadrana lava io”, hoy ity farany. Niantso ny mpanohitra ihany… -
Madagascar : Un grand écart diplomatique
Plus de deux ans après son arrivée au pouvoir, le président Andry Rajoelina n’a procédé à la nomination des ambassadeurs. Cette défaillance concerne d’importantes représentations diplomatiques de Madagascar auprès des Etats-Unis, des Nations-Unies et d’Afrique du Sud notamment. Personne ne comprend le pourquoi des tergiversations d’Antananarivo alors qu’il s’agit d’alliés de poids au niveau mondial. L’atermoiement va à l’encontre des dispositions de l’alinéa premier de l’article 57 de la Constitution disposant que le président de la République accrédite et rappelle les ambassadeurs et les envoyés extraordinaires de la République auprès… -
SAMVA : Niverina tanteraka amin'ny CUA
Araka ny tapaky ny filan-kevitry ny governemanta dia tontosa amin'izao ny fanakinana tanteraka ny fitantanana ny resaka fako sy ny fanadiovana ny tanànanan'Antananarivo amin'ny Kaominina Antananarivo Renivohitra. Nofohanana arak'izany ny SAMVA ka nafindra tanteraka amin'ny "Société Municipale d'Assainissement" na ny fitaovana rehetra na ny mpiasa, izay tsy misy fandroahana mpiasa faobe. Manomboka eto izany, toy ny fenitra rehetra ho an'ny Kaominina hafa, dia tompon'andraikitra feno amin'ny fanadiovana ny tanàna ny Kaominina Antananarivo Renivohitra. (Jereo Sary Tohiny)
Economie
-
Distrika 60 : Hisitraka indostria 60 mifanaraka amin’ny vokatra sy ny fanjifan’ny mponina eto an-toerana
Hisy orinasa ara-indostria madinika sy salantsalany hijoro sy hiorina manerana ny distrika 60, ka hamorona asa ho an’ireo vehivavy, sy fikambanana vonona hihary ary vondron’olona vonona hanatanteraka ny tetikasa. Hijoro amin’izany ireo ozinina kely afaka mamokatra ranomboankazo, afaka mitoto vary, afaka manodina ny ovy ho karepoka, ny voatabia ho lasa ambifotsy, ny hamokatra sakafo fanjifan’ny mponina andavanandro. Hiteraka asa sy fandrosoana ary fanjifana mivantana ny vokatry ny tany avy amin’ny faritra sy distrika isan-tokony izany. Hisy ny fanofanana eo amin’ny sehatra maro hoenti-mametraka izany. -
Harena ambony sy ankibon'ny tany : Tsy tokony ho raisina toy ny mpanao trafika ireo mitrandraka azy
Atao inona moa harena ambony sy ambanin'ny tany, ary an-dranomasina io, izay lazaina mila kajiana ho lovain-jafy, raha ilay hiteraka ilay zafy mbola tsy misy aza matin'ny hanohanana sy fahantrana. Any amin'ny firenena mandroso toa an'i Dubai, dia tsy misy fetra ny fidirana sy fivoahan'ny volamena, ny harena hafa, ny vola vahiny, mila manao fanambaràna fotsiny, dia na 10 taonina aza no entinao miditra ao dia miditra, tsy raisina toy ny trafiquant na olondratsy ireo mpandraharaha. Ny fepetra dia manao fanambaràna, ka mandoa hetra 1-5% n'ilay volamena na harena nampidirina.…
-
13 febroary : Andro maneran-tany ho an'ny RADIO
Nankalazaina androany tetsy amin'ny tokotanin'ny ORTM Anosy ny andro maneran-tany ho an'ny RADIO. Mankalaza ny faha-folo taona isika eto Madagasikara raha 110 taona kosa no nisian'izany maneran-tany. Tafiditra ao anatin'ny fialamboly, fanentanana, kolontsaina toy ny hira , dokam-barotra, finoana, ny fanatanjahantena sy ny maro hafa ny fanamarihana ny anjara-toeran'ny onjampeo manerantany. (Jereo Sary Tohiny) -
Finoana : Nodimandry tao antranon'Andriamanitra i mopera Rabenarivo Rolland aumonier HJRA
Nandritra ny fiaraha-mivavaka Firaisampinoana tao amin'ny Lasapely Katolika Saint Luc Famindrampo an'Andriamanitra Befelatanana ny alakamisy 21 janoary 2021, dia nitambotsitra i mopera Rabenarivo Rolland, S.J. Aumonier n'ny hopitaly HJRA. Nanao ny vavaka Firaisampinoana izy, ary anjarany ny nanao Ranombavaka, izay tokony ho fohy, fa somary lava ihany ny vavaka nataony, ary dia nofaranany tamin'ny vavaka fifonana, ary ny teniny farany dia hoe "TOMPO O" dia nitambotsitra izy ary niala ny ainy. -
Diosezy Antsirabe : Tontosa ny noely sy taom-baovaon’ny sembana
Toy ny fanao isan-taona dia nanantateraka Noely sy Taom-baovao ho an’ny olona manana fahasembanana ny Diosezin’Antsirabe sy ny fikambanana “Fitiavana an’i Vakinankaratra”. Nisy ny lamesa notarihin’ny Evekan’Antsirabe, Mgr Philippe Ranaivomanana. Narahina fizarana fanomezana ho an’ireo olona manana fahasembanana izany, ary nofaranana amin’ny fiaraha-misakafo. Teny Antsahasoa moa no nanaovana ny hetsika ka olona manana fahasembanana nanodidina ny 2 000 no nisitraka izany. Akoho 500 kilao sy vary 14 gono no nifampizarana. Tsy nanavahana finoana moa ity hetsika ity, na ny Katolika aza no tompomarika amin’izany. Saika fanomezana avy amin’ny tsara sitrapo moa no nifampizarana tamin’ireto olona manana fahasembanana ireto raha ny fanazavana nentin’ny mompera Ramaroson Gérard, mpiahy ny fikambanana. (Jereo Sary Tohiny)
-
Kitra-CHAN 2020 : Voatazon’i Maroc ny anaram-boninahitra
Nivoaka mpandresy tamin’ny isa 2 noho 0 i Maroc nanoloana an’i Mali nandritra ny lalao famaranana ny CHAN 2020 tany Yaoundé, Cameroun ny alahady 7 febroary 2021. Voatazon’i Maroc ny maha tompondakan’i Afrika azy amin’ny baolina kitra, ifaninanan’ireo ekipam-pirenena rafetin’ireo mpilalao tsy mpila ravinahitra fa milalao ao anatin’ny fireneny avy (CHAN). CHAN andiany faha-6 ity notanterahina tany Cameroun ity. I… -
Gôly Be : Tonga ao Mahajanga ny nofo mangatsiakany
Nigadona androany Alatsinainy 25 Janoary tolakandro tao Mahajanga ny nofo mangatsiakan'i Rafalimanana Ferdinand na Gôly Be. Nisy fitsenana ny razana teny amin’ny PK18, Croisement Boanamary nataon'ny Manampahefana, mpitantana ny kitra, mpakafy sy mpiara-milalao baolina fahiny taminy. Nivantana ao amin’ny Complexe Sportif Ampisikina ny faty ary iaretan-tory ao anio alina. Rahampitso Talata 26 Janoary dia entina eny amin’ny stade Rabemananjara, mialohan’ny… -
Gôly Be : Notoloran’ny fanjakana « Chevalier de l'ordre du Mérite Sportif »
Tonga eto Madagasikara androany atoandro ny nofomangatsiakan’i Rafalimanana Ferdinand na Gôly Be, mpiandry haraton’ny Club M taloha, nodimandry tany Bordeaux Frantsa ny 29 desambra 2020. Misy ny fanomezam-boninahitra azy sy iaretan-tory ao amin’ny Kianja Mitafo Mahamasina. Notoloran’ny fanjakana tamin'ny alalan'ny ministeran’ny tanora sy fanatanjahantena mariboninahitra « Chevalier de l'ordre du Mérite Sportif » izy, ho fankasitrahana ny asa vitany tao…
-
Paul Gérard ex-DG INSTAT : Voasambotra ny namono azy
Nitafa tamin'ny mpanao gazety taty Ambanja omaly, ny lehiben'ny Fampanoavana ao amin'ny Fitsarana ambaratonga voalohany aty Ambanja. Nambarany fa misy vokany ny ezaka fikarohana ireo nahavanon-doza namono ny Tale jeneralin'ny Ivonteram-pirenena momba ny atontanisa (INSTAT) teo aloha Ravelomanantsoa Paul Gérard. Lehilahy efa nigadra taty Ambanja no anisany nahavanon-doza ary voasambotra. Mitohy ny fikarohana ireo namany. Raha tsiahivina dia notafihin'ny jiolahy mitam-basy, ny alin'ny zoma 19 febroary ny tokantranon'ity DG INSTAT teo aloha ity ao Maherivaratra, Kaominina farany avaratra ato amin'ny Distrika Ambanja, manaraka ny lalam-pirenena faha-6. -
Asa akory koa ty raiky ty
- Police : Manaja tompoko, permis azafady - Mpamily : Hein? Inona izany? Za ary vao mianatra- Mpamily : Auto école anie ity e, permis ahoana, anontanio io mpampianatra io ?- Nivadika atsy amin'ny mpampianatra ilay Police : Taratasy azafady- Mpampianatra: ity ny kara-panondroko de ity ny fahazoan-dalana mampianatra- Police : Ataoko inona izany, permis no ilaiko- Mpampianatra : Ataoko inona permis rasefo fa za angaha mitondra fiara ? Izy anie no mamily fa tsy za e- Police : Za aza hanianianareo fa aiza ny permis an? Aza tezitra Polisy fa mba atsikana kely fotsiny iny (Parodie). (Jereo Sary Tohiny) -
Hetsika Analakely : 12 nidoboka amponja
Nanamafy ny teo anivon’ny mpitandron’ny filaminana (EMMOREG) fa mandray andraikitra foana izy ireo amin’izay mety ho fandikan-dalàna na amin’iza na amin’iza, satria voafehin’ny lalàna avokoa ny olon-drehetra . Nanome fanazavana mahakasika ny zava-nisy teny ambohijatovo sy analakely tamin’ny Asabotsy lasa teo izy ireo. Voalaza araka izany fa olona miisa 12 no voasambotra, ka vehivavy ny iray tamin’ireo, ary nisy manam-boninahitra voasaringotra tamin’izany.
Sociale
-
Sosialy : "Fiatrehana ny voina sy fanarenana"
"Fiatrehana ny voina sy fanarenana" dia tetikasan’ny Governemanta Malagasy ho fanampiana ireo ankohonana miisa 298 000 voalahatra ho marefo indrindra, hiarina noho ny voka-dratsin'ny valanaretina COVID-19. Natao koa izany hanalefahana ny vokatry ny haintany ho an’ny ankohonana miisa 100 000 any amin’ny faritra atsimo. Fandaharanasa 4 : 1- Ankohonana Miatrika : Vatsy ara-bola sy tantsoroka Ohatrinona ?Lelavola 50.000 ariary isam-bolana, isan-tokantrano, mandritra ny dimy volana. Izany hoe in-dimy mandray 50.000 ariary ny ankohonana iray. Faritra aiza ?Ireo fokontany tratry ny fihibohana ary voafaritra ho marefo indrindra araka ny fanambarana ataon'ny… -
Fahasalamana : Voalohan-karena
Ny rehetra afaka manantona mpitsabo dia mangataka hanao Bilan général, dia omeny ordonnance, dia izy ihany koa avy eo no mahita ny valiny, sy izay fepetra tokony raisina raha misy tsy milamina tsara. Amin'ny ankapobeny : - Consultation dokotera 30 000ar- Mpanao nify 30 000ar isaky ny acte, tsara raha amboarina daholo na esorina izay tena tsy avotra, - Isaky ny 6 volana manao détartrage, na ilay manala ireny carry ireny- Scanner 180 000ar + fanafody 80 000ar x 2 (arakarak'izay atao)- Analyse Institut Pasteur : Miankina amin'ny zavatra rehetra… -
Fikambanana Ambanivolo Miakatra : Manohana ireo mpianatry ny oniversite avy any Andapa
Nanolotra fitaovana informatika ho an’ny mpianatry ny oniversite avy any Andapa ny Fikambanana Ambanivolo Miakatra (AM.MI), tarihin’ny filoham-boninahitra Rakotomamonjy Jean Rodriguez. Notanterahina nandritra ny fivoriamben’ny FIZANA izay Fikambanan’ny Zanak’Andapa Monina eto Antananarivo, tarihin’i Fidiarison Kenny Marco Louis, ary natrehan’ny solombavambahoaka voafidy tao amin’ny Distrika Andapa ny fanolorana ireo fitaovana informatika, nahitana ordinatera, “imprimante” ary koa “bibliothèque virtuelle”. Natao indrindra hanampiana ireo mpianatra hanamorana ny fanomanan’izy ireo ny “mémoire” amin’ny famaranana ny fianarana ataon’izy ireo izao fampitaovana izao, hoy ny filoham-boninahitra ny AM.MI. Fiaraha-miasan’ity fikambanana ity tamin’ny Befiana Platforms Corps kosa…
ALBUM PHOTOS DU JOUR GASYPATRIOTE "Toamasina Fanofana fiara hitondrana razana, nivadika ho halatra"(Cliquer sur la photo)
https://sobikamada.com/#sigProGalleria00d259265f