Dondresaka TVPlus 12 jona 2016

  • lundi, 13 juin 2016 11:43

Dondresaka TVPlus 12 jona 2016

Participant:
- Idealison, Directeur des affaires juridiques de la présidence
- Bernard, ancien CT, HVM
- Vahombey ancien candidat présidentiel
- Patrick Vitatsika io, soutien au Mapar, ancien candidat présidentiel

Tvplus
- Abraham
- Sibella

Commentaire (1)
  • Rabarison
    Mihaino ity don-dresaka ity izahay aty ivelany Tompoko, dia mazava be ny ady hevitra. Mitovy daholo ny filazan' ny mpanao politika : rehefa anatin' ny Fitondrana dia " JAMBA " , tsy mahita ny fahorian' ny vahaoka, manao marimaritra hiraisana ( compromis ) mba HITAZONANA ny seza. Rehefa tsy anatiny intsony anefa dia MANOHITRA, manaratsy, miampanga. Tokony hovàna ny toetsaina aloha: rehefa " Neutre ", dia tsy momba an' itsy na an' iroa, fa MIJERY ny tombontsoan' ny vahaoka aloha sy ny Fiainam-pirenena. NEUTRE dia na anatiny na ivelany dia milaza ny zava-misy, amim-pitiavana sy amin' ny fahatahorana an' ANDRIAMANITRA, fa tsy ho ORY HAVA-MANANA ara-politika. Mampalahelo ny hafanam-po nasehon' ilay rtoa Mahay analyse politika, manam-pahaizana fa nony lasa Ministra dia 4X4 Tsy misy mpanana no entiny. Indrisy, ry vahaoka, mangatahy sy mivavahy mba HISY ny Rariny, hisy ny Ara-dalàna , fa samy tsy nisy nanao ny Marina, indrindra fa tamin' ny TETEZA-MITA izay TETEZA-NIHITATRA ka nizakan' ny vahaoka ny vokadratsin' ny fitondrana maloto tamin' ny taloha.Tsara miàla rehefa tsy mahavita dia MANAO Fifidianana vaovao izay HITSARANA izay tena safidim-bahaoka. Fa tsy hahasoa ny fanakorontànana na ny " Coup d' Etat " izay tsy eken' ny rehetra na ny firaisambe aram-pirenena. Mirary soa ho an' ny rehetra !Misaotra an' ATOA Vahombey, taratry ny fandeferana sy ny fahendrena Malagasy fa kosa : mba hovàna kely ny fiankajoana na ny fitafy , tsy hampihemotra ny olona mijery. Tsy maka tahaka ny fanaka malemy fa mba ho lehilahy marina fa mety hampisalasala ny hafa. Misaotra Tompoko.
    Karl Rabarison, Consultant, Enseignant langues étrangères, Technicien Polyvalent, Europe
    jeudi, 16 juin 2016 01:38
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa