Ady amin’ny tsy fandriam-pahalemana: Hampiana « caméra de surveillance » amin’ireo faritra mena

  • lundi, 10 février 2020 09:45
  • Sary nindramina

Mitohy ny fametrahana « caméra de surveillance » eto an-drenivohitra ka amin'ireo faritra mena amin'ny tsy fandriam-pahalemana no hametrahana ireo fitaovana ireo.

Aman-jatony ho hapetraka. Efa nisy napetraka tamin’ny fotoana nahatongavan’ny Papa François teto Madagasikara. Nampanantena ny hanampy ara-pitaovana ny OTME (Office des Transmissions Militaires de l’Etat) eny Andafiavaratra ihany koa ny tanànan’Antananarivo amin’ny fametrahana « caméra de surveillance », handaminana ny fifamoivoizana, sy hanampiana amin'ny fanadihadiana raha toa ka misy fanafihan-jiolahy.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.