Coronavirus: Mifindra amin’ny zaza ao am-bohoka

  • mercredi, 05 février 2020 22:20
  • Sary nindramina

Notaterin’ny haino amanjerim-panjakana sinoa androany fa nisy zaza vao teraka, 24ora, voan’ny « Coronavirus ». io zaza io no zandriolona indrindra amin’ireo mararin’ity valanaretina ity.

Manoloana izany dia milaza ireo manampahaizana fa na nifindran’ity Coronavirus avy amin-dreniny fony mbola tao am-bohoka ilay zaza, na voa teo ampahaterana.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.