Tsarahonenana Toamasina: Jiolahy roa mitam-basy voasambotry ny Polisy

  • mercredi, 05 février 2020 18:16
  • Sary nindramina

Voasambotry ny Polisy avy ao amin’ny Commissariat Boriborintany faharoa Mangarano niaraka amin'ny basy poleta sy bala ny jiolahy roa mpanao fanafihana mitam-piadiana.

Niainga avy amin’ny fampitam-baovao avy amin’ny olona tsara sitra-po ny fitadiavana ka nahazoana azy roalahy ireto tao Tsarahonenana « Carreau 3 ».

Atao famotorana izy ireo, karohina ihany koa ny namany.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.