Antsahabe – Bongatsara: Trano roa notafihin’ny jiolahy mitam-piadiana, nafatotr’izy ireo ny tompon-trano

  • vendredi, 17 janvier 2020 14:22

Miharatsy ny fandriampahalemana ao amin'ny Kaominina Bongatsara, Distrika Antananarivo Atsimondrano. Tokantrano miisa roa tao Avarabohitra Fokontany Antsahabe no notafihin’ny andian-jiolahy mitam-piadiana ny alin’ny alakamisy hifoha ity zoma 17 janoary ity.

Norobain’ireo olon-dratsy ny entana sy ny vola tao amin’ireo tokantrano ireo, ary nafatotr’izy ireo ny tompon-trano ka tsy afaka nanao na inona na inona.

Niezaka nanaraka ny Fokonolona fa efa nadio ny rano nitan’ireo olon-dratsy.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.