Fenoarivo- Ambatofinandrahana: Basy miisa telo sy bala telo saron’ny Tafika

  • mardi, 14 janvier 2020 20:12
  • Sary Tafika Malagasy

Nahatratra basy miisa telo, vita gasy ny roa sy « mousqueton » ny iray, miaraka amin’ny bala miisa telo tao Tsiarimbalala Fokontany Tsinjavona, Kaominina Fenoarivo ny miaramilan'ny ZRPS BRAVO BOA B1 Ambatofinandrahana nandritra ny fisafoana nataony ny marainan'ny 12 janoary 2020.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.