Besarety – Antananarivo: Diovina ny tatatra

  • mardi, 08 octobre 2019 17:17
  • Sary nindramina

Tonga ety Besarety ireo fitaovana vaventy hisava sy hanala ireo fako manentsina ny tatatra fivarinan’ny rano izay anisany fototra mahatondraka ny rano amin’ity faritr’i Besarety sy ny manodidina, ato amin’ny Boriborintany faha-3 Antananarivo Renivohitra ity, rehefa fahavaratra.

Misy ny asa tanamaro mifanindran-dalana aminy.

(Jereo Sary Tohiny)

 
Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.