Parc Ankarafantsika: 1 308 ha ny ny velaran-tany may, ka ala ny 252 ha

  • mardi, 01 octobre 2019 16:20
  • Sary nindramina

1 308 hektara ny ny velaran-tany may tao amin’ny valanjavaboahary Ankarafantsika nanomboka ny 23 septambra 2019, araka ny tombana nataon’ny MNP (Madagascar National Park), ka ala ny 252 hektara tamin’io. Efa voafehy ny afo.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.