Ady amin’ny doro tanety: Hanolotra fiaramanidina ny ONG Fanamby

  • lundi, 30 septembre 2019 14:07
  • Sary Gasypatriote Morondava

Nampahafatarin’ny minisitry ny tontolo iainana sy ny fampandrosoana maharitra, Alexandre Georget tamin’ny diany teto Morondava fa vonona hiady amin’ny afo, izay fahavalon’ny ala, ny ONG Fanamby, ka hanolotra fiaramanidina famonoana afo ho an’ny fitondram-panjakana.

Ankoatra izay dia miaramila sy zandary any amin’ny 100 lahy no miara-miasa amin’ny ONG Fanamby aty amin’ny faritra Menabe Antimena manao ny « opération » izay efa nanomboka tamin’ny alarobia lasa teo.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.