Fahasalamam-bahoaka: Nahazo fampitaovana ireo « médecin inspecteur » ato Menabe

  • lundi, 05 août 2019 09:37
  • Sary Gasypatriote Morondava

Notoloran’ny USAID oridinatera entin-tanana avy ireo « médecin inspecteur » amin’ny distrika dimy ato Menabe, hikirakirana antotanisa avy amin’ireo « Agent Communautaire » sy ireo dokotera lehiben’ny tobim-pahasalamana fototra (CSB). Nananosarotra ny fahazoana antotanisa raha manao fanadihadiana noho ny tsy fahampian’ny fitaovana, ka izay no anton’izao fanampiana izao.

(Jereo Sary Tohiny)

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.