Ady amin’ny kolikoly: Mihetsika ny tanora

  • lundi, 22 juillet 2019 16:51
  • Sary: Bianco

Nampiantrano ny fankalazana ny andron'ny tambazotran'ny tanora mandàla ny fahitsiana sy ny fahamarinana ny tanànan’i Miarinarivo Itasy ny 17 jolay teo.

« Tanora Malagasy aho, Tia tanindrazana, mandala ny Fahamarinana », io no lohahevitra novoizin'ireo tanora nandritra ny fankalazana.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.