Handisport - Lalaon’ny Nosy: Medaly volafotsy ho an’i Heven'soa

  • lundi, 22 juillet 2019 09:44
  • Sary nindramina

Omaly alahady no nisantatra ny fifaninana amin’ny Lalaon’ny Nosy ireo Atleta manana fahasembanana. Teo amin’ny taranja lomano, 50m tsotra, dia nandrombaka medaly volafotsy i Heven'soa teo amin’ny sokajy moana marenina.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.