Andry Rajoelina: Mandresy lahatra ny hampiatranoan’i Madagasikara ny Lalaon’ny Nosy 2023

  • lundi, 22 juillet 2019 08:44
  • Sary nindramina

Nihaona sy nifampiresaka tamin’ireo tomponandraikitra ao amin’ny CIJ (Conseil International des Jeux) na Filankevitra iraisam-pirenena momba ny Lalaon’ny Nosy, tarihin’ny filohany Antonio Gopal, ny filohan’ny Repoblika malagasy Andry Rajoelina, notronin’ny minisitry ny tanora sy ny fanatanjahantena malagasy Tinoka Roberto.

Mandresy lahatra ny hampiantranoan’i Madagasikara ny Lalaon’ny Nosy, andiany faha-XI, amin’ny taona 2023 ny filoha Andry Rajoelina.

Tao amin’ny hotely Intercontinental ao Balaclava ny andaniny sy ny ankilany no nihaona ny sabotsy 20 jolay 2019.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.