Le Port – La Réunion: Nanomana fandraisana an’i Rayan Raveloson sy Adrien Melvin

  • jeudi, 18 juillet 2019 22:03
  • Sary nindramina

Mandalo ao La Réunion ireo mpilalaon’ny Barea an’i Madagasikara roalahy dia Rayan Raveloson mpilalao fiandry irakiraka sy Adrien Melvin mpiandry harato. Nanomana fandraisana manokana azy roalahy ny tanànan’i Le Port. Zanaky ny tanàna rahateo i Adrien Melvin.

Nisy ihany koa ny fiaraha-maka sary tamin’izy roalahy nokarakarain’ny Consulat de Madagascar ao La Réunion.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.